Mois : novembre 2024

FANTINA sy FINTINA

Nankatoavin’ny filankevitry ny minisitra teny Iavoloha, afakomaly, ny firotsahan’i Madagasi­kara hofidina ho filohan’ny Vovonana parlemantera eo anivon’ny Sadc, taona 2024-2026, amin’ny desambra any Zambie. Manome sehatra ifanaka­lozan’ny parlemantera eo anivon’ny faritra io vovo­nana io. Tanjona ny hanamafisana ny fiaraha- miasa eo amin’ireo mpanao lalàna, eo anivon’ny vondrona. Nihaona tamin’ny papa […]

Diplomasia : misokatra ny masoivohon’i Madagasikara ao Maroc

Nisolo tena ny filohan’ny Repoblika, Rajoelina Andry, tamin’ny fanokafana ny ma­soivohon’i Madagasikara ao 30 R Old Said Rabat Souissi, Maroc, ny minisitry ny Rahara­ham-bahiny, Rasata Rafara­va­vitafika, afakomaly, araka ny fampitam-baovao avy amin’ny minisiteran’ny Rahara­ham-bahiny, Anosy, omaly. Niaraka tamin’ny minisitry ny Raharaham-bahiny maraokanina misahana ny fiaraha-miasa afrikanina sy maraokanina, Sem Nasser […]

Isika samy isika ihany

  Hampiantrano fifaninanana ara-panatanjahantena iraisam-pirenena lehibe miisa roa i Madagasikara, amin’ity faran’ny herinandro ity. Taratry ny firoboroboan’ny tontolo iray, hany sehatra mampiray ny vahoaka malagasy, ny fa­natanjahantena. Tsy mikely soroka ny filohan’ny Repoblika sy ny minisitry ny Fanatanjahantena amin’ny fitadiavana ny hirika hampivelatra izany. Mba misy ihany ny zavatra tsara […]

Ady amin’ny kolikoly: hatolotra amin’ny janoary 2025 ny paikadim-pirenena vaovao

Hivoaka tsy ho ela ny firaketana ny tolo-kevitra rehetra, momba ny paikadim-pirenena hoenti- miady amin’ny kolikoly. Eo am-panambarana izay volavolana paikady izay ny, eo anivon’ny Komity mitandro ny fahitsiana. “Amin’ny volana janoary 2025 no hatolotra ny vahoaka malagasy ny paikady farany, ary ha­nomboka amin’izany ny tena asa”. Io ny nambaran’ny […]

Nanimba entan’olona : jiolahy matin’ny fitsaram-bahoaka

Matin’ny fitsaram-bahoaka ny iray tamin’ireo jiolahy nanafika tao Ramainandro, distrikan’i Faratsiho, ny 27 novambra hariva teo. Nidiran’ny jiolahy dimy nisaron-tava ny tranon’ny renim-pianakviana iray tao amin’io kaominina io. Voalaza fa sotasota fotsiny no nataon’ireo mpanafika satria nokapain’izy ireo ny antsy ny omby roa nifatotra tao am-bala. Tsy vitan’izay fa mbola […]