Mois : novembre 2024

Intempéries à Manazary Miarinarivo: un couple meurt emporté par les eaux

Le dérèglement climatique ne profite à personne. Pendant que la capitale malgache souffre cruellement du manque d’eau, les autres régions perdent les moyens de subsistance à cause des pluies diluviennes. Dans la région Itasy en particulier, la grêle suivie d’orage d’avant-hier soir, a tué deux personnes à Manazary Miarinarivo, détruit […]

FANTINA sy FINTINA

Misy tsy mahay mandray lesona mihitsy eto, araka ny fanehoan-kevitry ny filoha nasionalin’ny MMM, Andrianainarivelo Hajo. “Mila fandinihana sy fanetren-tena ihany izy ity. “Hery afaka manova sy manafoana ny olana tsy voatanisa misy eto no ilaina fa tsy ny hery fampihorohoroana ny samy malagasy “, hoy izy. Nanteriny fa ratsy […]

Praiminisitra : namoaka ny fitaovam-pamokarana herinaratra

Manohy ny fanatanterahana ny toromariky ny filohan’ny Repoblika amin’ny tsy maintsy amahana ao anatin’ny fotoana fohy ny olan’ny jiro sy rano ny mpanatanteraka, araka ny fampitam-baovaon’ny eo anivon’ny Primatiora tamin’ny tranonkalam-pifandraisana, omaly. Nidina teto Toamasina, afakomaly, ny Praiminisitra Ntsay Christian, niaraka tamin’ny minisitry ny Toekarena sy ny fitantanam-bola sy ny […]

Fotoanan’ny fandavantena !

  Mahavariana ny zava-misy ! Inona ary ny olana ho an’ity Madagasikara malalantsika ity? Mahavariana ny fampijaliana vahoaka ataon’ny sasany. Nanaitra ny nahita ny filazan’ny praiminisitra fa tsy maintsy havoaka faran’izay aingana ny fitaovana hamokarana herinaratra. Efa oviana anefa ireo no nihitsoka tao amin’ny seranan-tsambon’i Toamasiana? Amam-bolana ny valiny. Niniana tsy […]

Fifidianana ben’ny Tanàna : hitondra am-bavaka ny kandidà ny FFKM

Hivavaka ho an’ny kandidà sy ny fifidianana ireo raiamandreny am-panahy ao amin’ny FFKM. Hotanterahina rahampitso ny anjaran’Antananarivo Renivohitra. Hisy ny hafatrafatry ny raiamandreny. Ha­na­tan­teraka fiombonam-bavaka ho an’ny firenena sy ny mpikirakira fifidianana eto Antananarivo Renivohitra ny eo anivon’ny FFKM. Hotan­terahina eny amin’ny FJKM Andrainarivo Fahasoavana izany rahampitso, alakamisy 14 novambra […]