Mois : décembre 2024

“Médecine des sports et de dopage” : mila omena lanja eo anivon’ny federasiona

Tontosa ny zoma lasa teo, tetsy amin’ny Tometal Mahamasina, ny seminera rezionalin’ny ranomasimbe Indiana mahakasika ny “Médecine des sports et de dopage”. Mpiofana 25 teto Mada­gasikara sy 6 avy amin’ ny nosy rahavavy Kao­moro, Maorisy, Seychelles ary Mayotte no nanaraka ny fio­fanana nandritra ny 5 andro. Manam-pahaizana iraisam-pirenena maro sy […]

Sombim-baovao

Maratra ka mety tsy afaka hiakatra kianja mandritra ny volana maro, i Rayan Ponti, Malagasy milaravinahitra ao amin’ny klioban’ny US Orleans France. Araka ny fikarohana natao, omaly, tapaka ny tongony an-kavia, nandritra ny lalao izay notontosaina ny zoma teo, rehefa nifandona tamin’ny ekipan’ny Nancy ny klioba misy azy. Mbola manaitra […]

Kid’s Star-Analamanga : nomena vahana ny taninketsan’ny basikety

Manome lanja hatrany ny taninketsan’ny basikety ny ligin’Analamanga, taranja basikety. Antony nikarakarana ilay fifaninanana “Kid’s Star” ny faran’ny herinandro teo, izay natao teny amin’ny Kianja Barea Mahamasina. Fifani­nanana natokana ho an’ny U10 hatramin’ny U12. Nam­baran’ny filohan’ny ligy, Andria­­tsima Hery, fa hoavin’ny basikety rahatrizay ireo katitakely ireo ka mila omena sehatra. […]

Tsipy kanetibe – «Mondial 2025»: Tsy manao fifanintsanana intsony fa tafakatra avy hatrany i Madagasikara

Tafapetraka ao anatin’ny tontolon’ny tsipy kanetibe maneran-tany indray ny anaran’i Madagasikara. Ny Malagasy irery mantsy no firenena nitondra medaly roa nody tamin’ireo nifaninana tany Dijon France, nandritra ny fiadiana ny tompondaka maneran-tany 2024 lasa teo. Tafaverina an-tanindrazana, ny sabotsy lasa teo, ny ekipam-pirenena malagasin’ny taranja tsipy kanetibe, sokajy lehilahy, avy […]

Vanim-potoana fahavaratra : Anisan’ny mampirongatra ny aretina tefoidra

Fotoana mahabetsaka ny karazan’aretina maro ny va­nim-potoana faha­varatra tahaka izao. Anatin’izany ny are­tina tefoidra, anisan’ny mahatonga izany ny fiparitahan’ny loto sy ny fahavoretrana. Vanim-potoana mampirongatra aretina maro ny fahavaratra tahaka izao. Anisan’ny aretina mora mahazo ny ankamaroan’ny olona amin’izany, ny tefoidra na ny « la fièvre typhoïde ». Antony mahatonga izany ny […]