Hotontosaina eny amin’ny Kianja Makis Andohatapenaka ny tohin’ny andro fahafolon’ny fiadiana ny ho tompondakan’i Madagasikara, taranja Rugby, federaly I, « XXL Top 12 ». Anisan’ny fifanandrinana tena andrasan’ny maro ny fihaonana eo amin’ny FTM Manjakaray sy ny Uscar Kaominina. Tanterahina anio, any Afrika Atsimo, amin’ny 12 ora atoandro ora eto Madagasikara, ny […]
Mois : décembre 2024
Tsipy kanetibe – «Mondial 2024»: Tsy nahatohitra an’i Italie i Madagasikara
Fandresena telo sy faharesena iray no azon’i Madagasikara teo amin’ny fifanintsanana ho an’ny fiadiana ny ho tompondaka maneran-tany «Mondial 2024 », taranja tsipy kanetibe. Fifaninanana tanterahina any Dijon Frantsa. Omaly, resin’i Italie tamin’ny isa mazava 13 no ho 4, ny ekipam-pirenena malagasy. Ny Malagasy anefa no nitarika isa voalohany, 3 no […]
Baolina kitra : Mitongilahila ny fifaninanam-pirenena
Hotanterahina rahampitso, eny amin’ny kianja Iavoloha sy Mahajanga ny tohin’ny andro voalohany amin’ny fiadiana ny ho tompondakan’i Madagasikara, taranja baolina kitra, “Pureplay Football League (PFL)”. Mitongilahila ny fifaninanam-pirenena amin’izao fotoana izao. Fantatra, omaly, mantsy fa tsy hiatrika ity fifaninanam-pirenena ity ny Zanakala FC raha tsy miverina toy ny teo aloha […]
Lomano-“Afrika Zone IV”: nahazo medaly volamena i Glorio Precious
Tsara fanombohana ny solontena malagasy miatrika ny fiadiana ny tompondakan’i Afrika, Zone IV, taranja lomano, atao any Namibie. Medaly volamena iray sy alimo iray no azon’ny Malagasy mpilomano hatreto. Niditra an-tsehatra ny alarobia lasa teo ny Malagasy mpilomano ao anatin’ny fiadiana ny tompondakan’i “Afrika Zone IV”, taranja lomano, tanterahina any […]
Tohivakan’ny Fahamarinana: Miady amin’ny kolikoly ny kristianina
Hanatanteraka fanompoam-pivavahana ao amin’ny FJKM Amparibe Famonjena, ny alahady izao, ny tambajotran’ny kristianina malagasy miady amin’ny kolikoly sy ny fahalovana eto Madagasikara. Hanamarika ny fandraisan’ izy ireo anjara amin’ny Andro maneran-tany hiadiana amin’ny kolikoly isaky ny 9 desambra ny hetsika. Misy mpikambana anarivony manerana an’i Madagasikara, izay maneho ny fahavononany […]




