Mois : décembre 2024

Nipitika teny ambony moto: lehilahy maty, niparitaka ny lohany

Raim-pianakaviana iray, 30 taona, no maty tsy tra-drano vokatry ny lozam-pifamoivoizana teny Ivandry. Voalaza ho nandeha mafy izy, tsy nahafehy ny familiana, araka ny fampitam-baovao. Mpitondra moto iray indray no maty tsy tra-drano afakomaly, teny Ivandry. Teny amin’ny lalana mifanila amin’ny masoivohon’i Rosia no nisehoan’izany. Voa­laza fa sodokan’ny lalana malalaka, […]

Eléctions communales: seulement 12% des candidats étaient des jeunes de moins de 35 ans

Malgré leur poids démographique considérable, les jeunes Malgaches restent pour la plupart absents du paysage politique. Cette situation se traduit par une faible participation électorale. La tendance, enregistrée lors des dernières élections communales, montre que seulement 12% des candidats à la mairie ont moins de 35 ans. La société civile […]