Mois : avril 2025

Disciples FC : Nanokatra botika ho an’ny mpankafy azy

Nampahafantarina ny zoma teo, tetsy Ankadindratombo, ny fisokafan’ny botika Disciples FC Store. Tranom-pivarotana akanjo sy fitaovana baolina kitra, izay nataon’ny Disciples FC Vakinankaratra ho an’ireo rehetra mankafy azy ireo sy ny mpitia ny taranja baolina kitra. Tanjona amin’izany ny hidirana amin’ny sehatra matihanina, ny hampivelarana sy ny hampandrosoana ny klioba, […]

Kick-“Coupe de l’Océan Indien” :Nahazo amboara sivy i Madagasikara

Fahombiazana tanteraka no azon’i Madagasikara, nandritra ny fifaninanana niadiana ny amboaran’ny ranomasimbe Indianina, taranja Kick Boxing. Fifaninanana notontosaina teny amin’ny Lapan’ny fanatanjahantena Mahamasina, ny sabotsy 12 avrily lasa teo. Amboara 9 be izao no norombahan’ny Malagasy mpikatroka tao anatin’ny ady 12 nitranga. Malagasy mpikatroka 3 kosa no voahosotra ho tompondaka […]

Rugby – “Sevens Challenger Series” : laharana fahadimy ny Makis de Madagascar

Na tsy tafakatra tany amin’ny “play off” aza ny Makis de Madagascar nandritra ny fifanintsanana “Sevens challenger series”, taranja rugby ho an’olona 7. Nahita vokatra tsara ihany izy ireo, ka nahazo ny laharana fahadimy. Tsy nitsanga menatra ny Makis de Madagascar, omaly, tany Krakow Po­logne. Laharana fahadimy tamin’ny fifaninanana “Sevens […]

TSELATRA

Nahatratra 14 ireo olona voasambotry ny polisim-pirenena nandritra ny hetsika “bemidina” nataon’izy ireo, ny sabotsy 12 avrily 2025 lasa teo. Olona efatra voasambotry ny Kaomisaria Isotry, niarahany tamin’ny PPA 1, PPA 3. Olona 10 hafa voasambotry ny polisy avy amin’ny Kaomisaria Analamahitsy, noho ny fitazonana sy fifohana zava-mahadomelina ary filokana […]