Alors que les députés de l’opposition veulent tenir un rassemblement en vue d’effectuer un compte-rendu, le Bureau permanent insiste sur la non-conformité de la démarche. Le Bureau permanent s’en tient au Règlement intérieur (RI) de l’Assemblée nationale. Pour le moment, aucune mesure n’a été prise à l’égard des députés qui […]
Mois : avril 2025
Fanatsarana tontolo iainana : Ahazoana tombontsoa maro ny fambolen-kazo an-tanàn-dehibe
Mahasarika ny olona ny mamboly hazo, indrindra rehefa vanim-potoana fanatanterahana izany tahaka izao. Mahalana ny fambolen-kazo an-tanàn-dehibe fa ny mamboly izany any ambanivohitra sy miala ny renivohitra no mahaliana ny maro. Mbola tsy mifarana ny fotoana fambolen-kazo eto Madagasikara na dia efa nanomboka tamin’ny volana desambra, taona 2024, aza izany […]
TSELATRA
Lehilahy iray 25 taona hita faty tany Itavy Mangidy, tany Ikalamavony, omaly maraina.Nahitana tsindrona fito ny vatany, anisan’izany ny teo amin’ny masony, ny tratrany, ny kibony ary ny tongony, raha ny fizahana nataon’ny mpitsabo. Efa misokatra ny fanadihadiana ataon’ny zandarimaria any an-toerana. Voasambotry ny polisy ilay lehilahy mpitondra bajaj nandoro […]
Nilaza ho mahita afera tongolo : Tratra ilay ramatoa nisoloky 100 tapitrisa Ar
Herinandro nifampitadiavana, tratra tao Fianarantsoa, ilay ramatoa nahazo 100 tapitrisa Ar mahery tamin’ny alalan’ny fisolokiana. Voatazona koa ny vehivavy iray hafa nanafina azy. Vehivavy nisoloky volan’olona mitetina 100 tapitrisa Ar voasambotry ny zandarimaria tao amin’ny fokontany Manaotsara, kaominina Fianarantsoa, ny 5 avrily lasa teo. Nanaovan’io ramatoa io teti-dratsy ny olona […]
Ankazomanga : Trano hotohoton’ny afo
Nitrangana haintrano mahatsiravina teo amin’ny fokontany Ankazomanga Atsimo, boriborintany fahatelo, ny alin’ny talata 7 avrily teo. Trano lehibe iray niharan’ny firehetana tampoka tamin’ny 9 ora alina. Nikoropaka namono ny afo ny manodidina. Nitaona rano sy nitady hevitra nifehezana izany. Nihombo vetivety ny firehetana. Tetsy ankilany, naharay antso ny sampana mpamonjy […]




