Lehilahy lehibe iray 55 taona nosamborin’ny polisy avy ao amin’ny kaomisaria Ambohijatovo, ny sabotsy vao maraina, tamin’ny 04ora. Tratra teo am-pamakiana trano teny Ambohitsoa izy io. Nahatsikaritra lehilahy iray mampiahiahy tao amin’ny tokantrano iray tetsy Ambohitsoa ny vaomieran’ny fandriampahalemana. Tonga teny an-toerana ny polisim-pirenena taorian’ny antso. Lavon’ny balan’ny polisy ny […]
Mois : avril 2025
Jiolahy mpampihorohoro: Lavon’ny balan’ny zandary i Sambitanae
Lavon’ny balan’ny zandary omaly tamin’ny 11 ora maraina ny jiolahy raindahiny antsoina hoe: Sambitanae. Anisan’ireo dahalo mpampihorohoro ny mponina any an-toerana izy io. Nahazo antso avy tamin’ny ben’ny Tanàna tany Ankiririky ny Zandary, omaly tamin’ny 10 ora maraina. Fantatra fa mihaodihaody ao amin’ny fokontany Ankiririky III ity olon-dratsy ity. Miantso […]
Ambohidrapeto : Lehilahy nanambana basy voasambotra
Notanan’ny zandary ny lehilahy nahatrarana basy teny amin’ny fokontany Ambodiampanga Antanetibe, Ambohidrapeto, distrikan’Atsimondrano, ny 3 avrily tamin’ny 7 ora sy sasany hariva. Nitrangana fifamaliana teo amin’io lehilahy io sy ny olon-tsotra hafa. Tsy nijanona tamin’ny fanaovana vava sy fampitahorana izany. Nandrahona hamoaka fitaovam-piadiana ilay lehilahy. Nambanany tamin’ny basy tokoa ilay […]
Avy nandevina, nisasa teo Ampasika: mianaka niara- maty an-drano
Maty an-drano, omaly, i Thierry, mpihira tao amin’ny Zaza Kanto. Nanavotra ny dadatoany izy no niara-nalentik’Ikopa, teny Ampasika. Tra-doza nandritra ny fisasana vao avy nandevina ny nenitoany izy ireo. Olona mianaka, raim-pianakaviana 45 taona, sy tovolahy iray 17 taona, niara-maty an-drano tetsy Ampasika, omaly tolakandro. Maty tamin’ny herin’ny omaly ny […]
Dessaisonalisation : l’effectif des guides à rehausser
Récemment, le président de la Fédération nationale des guides (FNG), Manitra Randriambololona a déclaré que « Les guides accompagnateurs professionnels à Madagascar se comptent actuellement à 2.075 à l’échelle nationale, ce qui est en sous-effectif par rapport au projet de dessaisonalisation en marche visant à accueillir 1 million de touristes […]




