Mois : mai 2025

Kaominina Mahitsy: Tokantrano valo nasesin’ny dahalo

Nisy naratra tamin’ireo tompon-trano lasibatry ny asan-dahalo tao Soavini­merina, kaominina Mahitsy, ny alin’ny alarobia 30 avrily teo. Andian’olona am-polony nirodorodo nanesy ny tokantrano nifanakaiky tao amin’io tanàna io sy ny manodidina. Nihevitra ireo mpandroba fa misy vola tao amin’ireo trano lasibatra ireo. “Dahalo mety ho manodidina ny 20 eo ho […]

Fiara telo nifandona tetsy By-Pass : Olona efatra niara-namoy ny ainy

Nitrangana lozam-pifamoivoizana mahatsiravina tetsy amin’ny lalana hiditra ny kianja Elgeco plus by pass, ny alarobia tamin’ny 9 ora sy sasany alina teo. Olona efatra niara-namoy ny ainy tao anaty fiara Clio, voadona mafy. Fiara telo samihafa nifandona nandritra ny lo­zam-pifamoivoizana te­tsy akaikin’ny kianja Elgeco Plus By-Pass, afakomaly alina. Niavian’ny loza […]