Mois : juin 2025

Nouveaux prix des carburants: Baisse du gasoil, hausse du sans plomb et du  pétrole lampant

Depuis ce dimanche 1er juin, les prix à la pompe ont été ajustés plus tôt que d’habitude. Alors que les modifications intervenaient généralement le 5 du mois, le gouvernement et l’Office malgache des hydrocarbures (OMH) ont enclenché le mécanisme automatique dès le début du mois avec des fluctuations contrastées selon […]

TSELATRA

Taxi-be iray nirehitra teo amin’ny Jovena Anosizato Andrefana, omaly atoandro, tamin’ny 11ora sy sasany. Nifarimbona namono ny afo ny avy amin’ny zandarimaria teny an-toerana sy ny eo amin’ny tobin-tsolika. Nampiasana fasika sy extincteurs roa ny famonoana izany ary voafehy haingana. Tsy fantatra mazava ny antony nahatonga ny loza. Tsy nisy […]

Jiolahy mpamerin-keloka: Lavon’ny balan’ny Zandary i Lekoera

Lavon’ny balan’ny zandary tany Antonibe, omaly tamin’ny 4 ora maraina, ny jiolahy fantatra amin’ny anarana hoe Lekoera. Voatifitry ny mpitandro filaminana tany Fiadanana Ambatolampy, kaominina am­banivohitra Bemaitso Andi­lamena, an-dalana hanoro ny misy ireo namany, izy io, rehefa nikasa handositra. Voa­sambotra tany Antsamala fokontany sy kaominina Antonibe ity olon-dratsy ity, ny […]

Anosibe : Jiolahy telo maty voatifitry ny SAG

Nandriaka ny ra, nirefodrefotra ny basy tetsy Anosibe, ny zoma teo, tamin’ny 2 ora maraina. Jiolahy telo lavon’ny balan’ny polisim-pirenena avy amin’ny Service anti-gang (SAG) tamin’izany. Mpitandro filaminana ny iray tamin’izy ireo, izay mbola nanao fanamiana maha mpitandro filaminana azy. Nahitana fitaovam-piadiana toy ny basy roa tany amin’izy ireo, rehefa […]

Adin’ny mpirahalahy : Telo mianaka voarasarasa antsy

Raim-pianakaviana iray sy ny zanany roa lahy namoy ny ainy tao amin’ny kaominina Antsatramidola, omaly. Rahalahiny no nahavanon-doza. Zazalahy 4 taona, 6 taona ary ny rainy niara-maty voakapakapan’ny antsy tao Mahambolona, kaominina Antsatramidola, distrikan’i Mandritsara, omaly maraina. Nifamaly tamin’ny rainy ny lehilahy iray noho ny resaka lova, araka ny loharanom-baovao. […]