INDRAY MIJERY

tao . Nisy ny fanomezana fiofanana maimaimpoana ho an’ny tanora sy ny mponina ahafahan’izy ireo manana asa mahavelona ny tenany sy ny ankohonany ary manatsara ny hoaviny amin’ny fananganana tetikasa fihariana. Nisongadina manokana ny fandraisan’anjara mavitriky ny vahoaka.

Fahitalavitra sinoa “Divas Hit the Road”. Voafidy ho toerana voalohany amin’ny vanim-potoana vaovao i Madagasikara. Tetikasa vokatry ny fiaraha-miasa ara-diplomatika eo amin’i Madagasikara sy ny Sinoa izany. Manome fahitana miavaka amin’ny toerana alehan’ny Malagasy amin’ny tsena Aziatika ny tetikasa

Andron’ny ankizy isan-taona, faritra Mania. Nisitraka kilalao ireo ankizy 147 avy amin’ny fokontany efatra any amin’ny morontsirak’i Mania, ho fampifaliana azy ireo. Nanatanteraka izany ny minisiteran’ny Mpo­nina sy ny sendikà ao amin’ny ONG TAK. Hita taratra tokoa ny hafalian’ireo ankizy nampianarina mizara sy mitia ny hafa.

Partager sur: