Auteur/autrice : Adnews

Christine Razanamahasoa: “le face-à-face avec les dépupés ne peut être annulé”

La séance de questions-réponses entre les députés et les membres du gouvernement n’est pas annulée. D’après la présidente de la Chambre basse, Christine Razanamahasoa, cette rencontre ne peut être annulée, sachant qu’elle est déjà prévue par la Constitution ainsi que le règlement intérieur de l’Assemblée nationale. «Tant que nous respectons […]

Niady mafy tamin’ny aretina… : nodimandry i Anja, Agence Lolita

Tokony ho notontosaina omaly, ilay seho tolo-tanana ho an’i Anja… Indrisy, hafa ny lahatra, ka nodimandry ny sabotsy teo i Anja Andri­antiana. Fantatry ny maro eo amin’ny tontolon’ny filatroana, amin’ny maha tomponandraikitra voalohany ao amin’ ny Agence Lolita azy, izy. Ny voalohandohan’ny taona 2022 no nahafantarana voalohany fa misy homamiadana i […]

Seho tokana nataon’i Gims : afa-po ny rehetra tao anatin’ny fampisehoana

Notanterahina teny amin’ ny Kianja Barea Mahamasina, ny sabotsy 10 jona 2023, ny fampisehoana nataon’i Gims, teto Madagasikara. Seho tokana notanterahin’ity vahiny mpanakanto ity ho an’ny mpankafy azy teto an-toerana iny natao teny Mahamasina iny. Tao anatin’ny hafaliana tanteraka no nihaonan’ny mpahay kanto sy ny mpankafy azy . “Tratra hatrany […]