Auteur/autrice : Adnews

Zazavavy nampijaliana: raikely sy ny reny niteraka naiditra am-ponja

Habibiana mihoapampana ny nataona renim-pianakaviana iray sy ny vadiny nahavita nidaroka mafy ny zanany vavikely vao efa-taona monja. Naratra mafy ilay zaza, nalefa eny am-ponja vonjimaika kosa ny reniny sy rangahy vadiny. Miandry ny fotoam-pitsarana azy ao amin’ny fonjan’ Am­ba­tolampy nanomboka ny alarobia teo ireo mpivady nikapoka sy nidaroka zazavavikely […]