Olona tokana ihany no afaka miandry marary eny amin’ny hopitaly, voafetra ny isan’ny mpamangy… Tsy maintsy mipetaka ny arovava orona. Hentitra ny fanajana ny fepetra rehetra hisorohana ny fifindran’ny valan’aretina amin’ny marary sy ny manodidina. Nohamafisina ny fifampifehezana napetraka eny amin’ny hopitaly sy tobim-pahasalamana mikarakara marary. Nohavaozina ny peta-drindrina mampilaza […]
Auteur/autrice : Adnews
Tatitry ny HJRA: roa ny maty, 46 niditra hopitaly
Miisa 2 ireo olona maty nandritra ny fankalazana ny fetin’ny Krismasy teo, raha ny tatitra nataon’ny eo anivon’ny hopitaly HJRA. Miisa 46 ireo niditra hopitaly. Nahatratra 223 ireo tonga nizaha fahasalamana teny an-toerana, hoy Rafilipison Nathalie, lehiben’ny sampana serasera eo anivon’ny HJRA. Nahitana olona narary avokoa ny sampana vonjy taitra […]
MATSF-MTP: fokontany maitso efatra mendrika
Nanatanteraka fifaninanana mikasika ny fokontany maitso ny minisiteran’ny Fanajariana ny tany sy ny fananan-tany niaraka tamin’ny minisiteran’ny Asa vaventy nanomboka ny volana aogositra teo. Fokontany efatra tamin’ireo 11 nandray anjara no hita nisongadina ka nomena mari-pankasitrahana, omaly. Anisan’izany ny fokontanin’Amoronankona, Soamanandrariny, Amboditsiry ary Ambohimahitsy. Tanjona ny hanaovan’izy ireo ezaka amin’ny […]
Eoropa sy Etazonia: tsy mitsaha-midina ny vidin’ny solika
Tsy mitsaha-midina ny vidin’ny lasantsy sy gazoala any Eoropa, indrindra nanomboka tamin’ny volana oktobra tamin’ity taona ity. Misy tsy miova ihany anefa ny vidiny noho ny tamberim-bidy alain’ny fanjakana sasany, nefa na izany aza azo hiafiana ihany ny vidiny. Na izany koa aza, tsy mitovy daholo ny vidin’ny solika na […]
CRCO sy CRFIM: hentitra amin’ny fanaraha-maso ny fari-dranomasina
Ny CRCO (1) any Seychelles sy ny CRFIM (2) eto Madagasikara miaraka amin’ny EUNAVFOR Atalanta no miara-mandrindra ny fiarovana ny fari-dranomasina Atsimo Andrefan’ny ranomasimbe Indianina , nomena anarana hoe Levante. Mandritra io fitsirihana ny fari-dranomasina io, manamorina ny Seychelles, ohatra, sambo 19 hitan’ny CRFIM, mampanahy ka nitakiana fisavana. Araka izany, […]




