Auteur/autrice : Adnews

Andriamarotafika Soava : “Hanjakan’ny fahamarinana ny lisi-pifidianan vaovao eo”

Ao anatin’ny fanavaozana tanteraka ny lisitry ny mpifidy izao. Mby aiza? Maneho ny fijeriny ny mpampakateny eo anivon’ny Ceni, Andriamarotafika Soava: “Mihevitra izahay fa ny hoe fanavaozana tanteraka ny lisitry ny mpifidy dia tena fanisana vaovao. Koa izao lisitra vaovao izao dia tena hanjakan’ny fahamarinana..” Dinidinika… Gazety Taratra (*): Aiza […]

Piment Café Behoririka : haneho ny mozika rock ry Roova

Hiavaka tsy tahaka ny ma­­hazatra ary hafana. Hi­aka-tsehatra etsy amin’ny Piment Café Behoririka, ra­hampitso zoma ny “Rock sy ny revintsika”, iarahana amin’ny tarika Roova sy ny mozikany. Hoentiny an-tsehatra amin’izany ireo hira maro nahafantarana azy. Anisan’izany ny “Ny ranomasoko”, ny “Tsy anjara”, ny “Mitonantonana”… Mpanakanto efa tsy zo­viana amin’ny maro […]

« Volana iray, mpanoratra iray »: mitohy ny fampa­ha­­fan­ta­rana an’i Ira

Isam-bolana, mampahafantatra mpanoratra iray ny minisiteran’ny Serasera sy ny kolontsaina. Amin’ny alalan’ilay hetsika « Volana iray, mpanoratra iray ». No­safi­diana tamin’ity volana de­sambra ity i Ira na Rasolo­herimandimby Eloi. Poeta sy mpanoratra ary mpampianatra izy. Nanomboka nanoratra ny taona 1986 ary isan’ireo mpikambana ao amin’ny Fa­ribolana Sandratra ihany koa nanomboka ny taona 1989. […]

“Art plastique”: niavaka hatramin’ny farany ny fampiratian’i Olivia Bourgois

Mbola tena maro tokoa ny mpanatalenta amin’izao fotoana izao. Tsy mifidy taona na saranga fa manana ny maha izy azy avokoa ny kanto vokarin’izy ireo. Samy manana ny mampiavaka azy nefa samy kanto sy mahafinaritra avokoa. Nifarana ny alarobia 21 desambra 2022, teny amin’ny “Fon­da­tion H” Andraharo Anta­nanarivo, ny fampiratina […]