Auteur/autrice : Adnews

Namono tena: lehilahy maty nitsoraka tao ambany kamiao

Maty teo no ho eo ny le­­hi­­la­hy iray voafaokan’ny ka­miao lehibe nandalo teo amin’ny RN7, Pk 401 +400 teo Ankapila, fokontany Sendrinalina, kaominina Iala­nanindro, distrikan’i La­lan­gina, ny 19 desambra teo. Nahita ity fiarabe nandalo, noheverin’ny mpamily handeha toy ny olona rehetra ilay lehilahy. Kinanjo, nitsambikina tampoka tao ambany ko­diarana. Vokany, […]