“Tokony ho voafehin’ny lalàna hatrany ny mpanao gazety amin’ny fanatanterahany ny asany, fa tsy misy eo ambonin’ny lalàna. Eny, na tsy teratany ao amin’ny firenena: tokony hofehezin’ny lalàna eo amin’ny firenena iasany”. Io ny nambaran’ny filohan’ny Holafitry ny mpanao gazety, Rasoloarison Monica Harimbola, tao amin’ny haino aman-jery tsy miankina iray, […]
Auteur/autrice : Adnews
Biby hafakely : Mahasarika ny maro noho izy ireny manala rarintsaina
Seha-pihariana iray mahaliana sy mahasarika olona maro ny fiompiana karazam-biby hafakely. Manampy ny olona amin’ny fanalana ny rarintsaina mahazo azy ny miompy azy ireny. Mahaliana sy efa mahazo vahana eto Madagasikara ny fiompiana ireo karazam-biby hafakely tsy fahita firy, na miala amin’ny mahazatra. Misy mihitsy ny manao izany ho asa […]
SOMBIM-BAOVAO
Hotanterahina ny 12 oktobra izao, eny amin’ny Lapan’ny fanatanjahantena Mahamasina, ny “Madagascar International BJJ”, taranja Jiu-jitsu Breziliana. Ady goavana indrindra amin’ity taona ity io fifaninanana io. Misokatra ny 8 septambra izao ny fisoratana anarana ary mifarana ny 6 oktobra. Tontosa ny faran’ny herinandro teo ny fifaninanana rezionaly ho an’ny ligin’i […]
Rugby vehivavy – Divizionina 1 : Resin’ny SCB Besarety ny FTFA Antohomadinika
Notanterahina ny alahady lasa teo, teny amin’ny Kianja Makis Andohatapaneka, ny lalao manasa-dalana hiadiana ny ho tompondakan’i Madagasikara, taranja rugby, sokajy vehivavy D1. Nivoaka ho mpandresy ary hiatrika ny famaranana ny SCB Besarety sy ny RCTS Soavimasoandro. Anisan’ny fihaonana nandrasan’ny maro ny an’ny Besarety sy ny FTFA Antohomadinika. Tamin’ny isa […]
Basketball 3×3: Mpilalao mendrika indrindra i Livio
Na dia tsy nandrombaka ny fandresena teo amin’ny famaranana aza ny ekipa malagasy, nandritra ny fifaninanana “International Basketball 3×3”, tsy mitsanga-menatra, satria voafidy ho mpilalao mendrika ny Malagasy mpilalao, Ratianarivo Livio. Ity mpilalao ity izay laharana voalohany amin’ny basikety eto Madagasikara. Tsiahivina fa tontosa tany Russie, ny faran’ny herinandro teo, […]




