Nikasa hanao fikaonandoha tao amin’ny ISTS, eny Mandriamena, ireo kandidà sy ireo depiote maromaro, eo anivon’ny “Hetsiky ny olom-pirenena, Madagasikara tsy entin’ny vahiny”, omaly. Efa niatrana teny amin’ny vavahadin’ity foiben-dry Masera ity ny Emmo/Reg. Nosakanan’izy ireo tsy hiditra tao ireo kandidà. Nambaran’ny solontenan’izy ireo, Rajaonarimampianina Hery fa hivory ao ny […]
Auteur/autrice : Adnews
Fantina sy fintina
Tafakatra 14 ireo kandidà nahavita nanatitra ny dosieny teny amin’ny HCC, hatramin’ny omaly tolakandro. Miisa efatra ireo mpirotsaka hofidina tonga teny Ambohidahy, omaly, ka anisan’izany Andrianainarivelo Hajo (MMM); Raderanirina Sendrarison Daniela (Fy-M); Razafinjoelina Tahina (FTT) ary i Lachapelle Hery Tiana Guy (Natiora). Mbola voafidy ho filohan’ny holafitry ny mpisolovava ny […]
Raharaham-pirenena: nidinika teny Iavoloha ny filoha Rajoelina Andry sy ny FFKM
Mahatsiaro manana andraikitra lehibe eto amin’ny firenena ny eo anivon’ny FFKM, amin’ny maha Raiamandreny am-panahy azy ireo. Izany indrindra no nanosika azy ireo nanao antso avo sy nikarakara hetsika maro, indrindra ny mahakasika ny fifidianana. Tontosa omaly, teny amin’ny Lapam-panjakana Iavoloha, ny fihaonana teo amin’ny filoham-piangonana efatra, mivondrona ao anatin’ny […]
Mafana…mafana !
Vita izay ny lalaon’ny Nosy. Nafotaka ny fifaninanana. Tsy an-kitsitsy fa tsy maintsy natao izay nadrombahana ny fandresena tamin’ny fomba rehetra. Samy mba te hanandratra avo ny zava-bitany sy ny firenena niaviny ihany koa. Iza tokoa ny olompirenena ka manam-panahy no tsy hiady ho an’ny tanindrazany ? Nabaribarin’ny atleta sy ireo […]
Tselatra
Jiolahy telo indray maty voatifitry ny miaramila tao Ankazoabo, afakomaly. Nanafika tao Ampandrabe ireto malaso ireto no nifanehatra tamin’ny miaramila mpampandry tany. Tratran’ny polisy ao Alasora, afakomaly, ireo jiolahy mpangalatra jiro an-dalambe. Teo am-pakana jiro tao amin’ny fokontany Mahitsy ry zalahy no hitan’ny fokonolona sy ny polisy. Vehivavy roa no […]