Auteur/autrice : Adnews

FANTINA sy FINTINA

Anisan’ireo andiany Miatrika, niofana momba ny fitantanan-draharaham-panjakana teo anivon’ny Enam, ny minisitry ny Fitsarana, Randriamanantenasoa Landy Mbolatiana. Navoaka ny faran’ny herinandro teo izy 100 mianadahy nahazo izany mari-pahaizana ma­nokana izany. Nifandinika momba ny hampandehanana ny asa eo anivon’ny minisitera ny minisitry ny Raharaham-bahiny, Rafaravavitafika Rasata, sy ireo sendikà amin’ izany […]

Ratsiraka Annick : “Hanana kandidà amin’ny fifidianana ny Arema”

“Handrotsaka kandidà sady kandidà Arema izahay amin’ny fifidianana solombavambahoaka sy ny fifidianana ben’ny Tanàna”, hoy ny sekretera nasionalin’ny Arema, Ratsiraka Annick, tamin’ny fambolen-kazon’ny antoko tany Tsiafahy, ny faran’ny he­rinandro teo, amin’ny fiatrehana ny fifidianana ato ho ato. Nahoana ny tany mahantra toa an’i Madagasikara no ambony no ho ny anto-bola amin’ny firotsahan-kofidina […]

Lasa tandra vadin-koditra

  Milamina sy mangingina hafahafa izany ilay andavanandron-dRamalagasy, indrindra ny eto an-drenivohitra. Toa tsy misy ny olana fa mizotra tsimoramora eny ilay fiainana. Efa mionona amin’izay miseho na tsy manjary aza ny ankabeazan’ny olona! Zary fahazarana ny miaina anaty zava-dratsy. Izay tsy manaraka ny onjany no toa hafahafa sy voailika. […]