L’élection présidentielle se tiendra bel et bien le 16 novembre. L’accession de Richard Ravalomanana à la tête de l’Etat, un homme à poigne sur qui les partisans de la consultation populaire, peuvent compter, est tombée comme un véritable coup de massue pour les détracteurs du régime et surtout les 10 […]
Auteur/autrice : Adnews
De Toliara à Ihosy : Andry Rajoelina affiche ses ambitions dans ses fiefs
La popularité de Andry Rajoelina, reste intacte dans le Sud. De Toliara, à Sakaraha en passant par Ihosy, la bataille semble gagnée d’avance pour le candidat numéro 3, accueilli par une foule impressionnante à chaque meeting organisé. Il n’y a pas photo, la population du Sud de Madagascar, reste fidèle […]
Moramanga: une ville célèbre
Rugby « Mondial 2023 » : hanao famaranana ny Sprinboks sy ny All Blacks
Hotanterahina anio sabotsy 28 oktobra, any France, ny lalao famaranana ny fiadiana ny amboara maneran-tany, taranja rugby. Ny ekipam-pirenena Springboks, Afrika Atsimo sy ny All Blacks, Nouvelle Zélande no hifanandrina amin’izany. Tsiahivina fa ny sabotsy sy ny alahady lasa teo izy ireo no tafavoaka tamin’ny manasa-dalana. Raha hiverenana izany, ny […]
SOMBIM-BAOVAO
Volley-ball, «Coupe de Mada». Nanomboka omaly zoma 27 oktobra, ny fiadiana ny amboaran’i Madagasikara, taranja Volley-ball. Fifaninanana tanterahina any Mahajanga ary haharitra hatramin’ny 4 novambra izao. Manana solontena avokoa ny ligim-paritra rehetra manerana ny Nosy. “Basikety-fampiofanana”. nifampizara traikefa tamin’ny Malagasy mpitsara, teny amin’ny Lapan’ny fanatanjahantena Mahamasina omaly, ny manampahaizana iraisam-pirenena […]




