Auteur/autrice : Adnews

Mpitsabo nentim-paharazana : Tsy manao sorona olombelona fa biby velona

“Tsy misy idirany amin’ny fitsaboana nentim-paharazana ny fanaovana sorona olombelona fa omby na akoho amam-borona, toy ny gisa, gana no fanao, raha misy ny ala faditra”, hoy Andriandrainarivo Josephin, filohan’ny ANTM, raha nanontaniana tetsy Anosy, omaly. “Olona ihany no alana faditra, izany hoe, ny vatan’olombelona no avotana raha misy za­vatra mahazo […]

« Festival Tria Tria »: Manoka-dalana ho an’ny namany i Big Mj

« Allô antsika handeha Antalaha », hoy ny teny filamatry ny hetsika. Hisokatra anio, ka tsy hifarana raha tsy ny 31 aogositra izao, ny « Festival Tria Tria », any Antalaha. Toy ny isan-taona, manome sehatra ireo mpanakanto zanak’Antala­ha sy ny Faritra Sava, mitovy aminy, i Big Mj, izay tomponandraikitra voalohany amin’ny fikarakarana. Niantso […]

« Live Stage », andiany fahatelo : Rija Ramanantoanina sy ny Bandy Baraka Big Bang

Mpiangaly mozika 25, miampy ny mpihira. Azo tanterahina tsara na anaty efitrano aza izany. Fanamby fahatelon’ny andian-tseho « Live Stage » ity. Izay efa nahita dia afaka mi­joro vavolombelona. Seho tena mampitsangambolo ireo tena mpankafy mozika ny fiarahana amina Big Band. Iray tamin’ireny ny efa notontosain’i Rija Ramanan­toanina sy ny Bandy Baraka […]

VAOVAO TAMBATRA

Manana anjara toerana lehibe amin’ny fiarovana ny biby eto Madagasikara ireo lalantsara mampitohy ny ala. Ahafahan’izy ireo mifindra, mitady sakafo ary miteraka izany. Anisan’izany ny Comatsa any avaratra sy Amoron’i Onilahy, any Atsimo-Andrefana. Dinihina mandritra ny Cop17-UNCCD, any Mongolia ihany koa, ny fanarenana ny tany sy ny fiarovana ireo toeram-ponenana […]

Fanamboaran-dalana : Nohamafisina ny fiaraha-miasa amin’ i Egypte

Anisan’ny miara-miasa amin’i Madagasikara, amin’ny lafiny fanamboarana fotodrafitrasa i Egypte. Hita izany amin’ny fanamboarana ny lalana «Voie rapide», mampitohy an’Antananarivo sy Toama­sina, ataon’ny orinasa Sam­crete. Ho fanamafisana izany, natao Sonia, ny 25 aogositra teo, ny fifanarahana fiaraha-miasa eo amin’ny minisiteran’ny Asa vaventy (MTP) sy ny kaompania Egaad (Egyptian African Arab […]