Nanomboka omaly, hitohy hatramin’ny alahady, eto an-dRenivohitra, ny hetsika an-tanàn-dehibe, “Urban Flow Festival”. Maro ny hetsika tanterahina eo amin’ny Parvis Analakely. Miandrandra ny fandraisan’ny tanora maro anjara ny mpikarakara. Fotoana natokana hanehoan’izy ireo ny fahaizany amin’ny kolontsaina iainany ireo fotoana ireo. Ho an’ireo mpiangaly sy mpankafy ny dihy an-tanàn-dehibe “Urban […]
Auteur/autrice : Adnews
Teknôlôjia sy hira: manomboka voailika maneran-tany ny « Intelligence Artificielle » na IA
Tsy eto an-toerana ihany fa mipaka eo amin’ny sehatra iraisam-pirenena mihitsy. Any Aostralia, tsy ekena ho zavakanto vokarin’ny aingampanahy ireo hira vokarina amin’ny « IA ». Nanara-dia ihany koa ny any Kanada… Nitondra fiovana lehibe maneran-tany ny niroboroboan’ny «Intelligence Artificielle» na «IA» tao anatin’ny taona vitsy. Saika mampiasa na ampiasaina azy io […]
Vaovao tambatra
Nidina ny vidin’ny vary hafarana avy any ivelany. Nahatonga izany ny fampiatoana ny haba sy ny hetra alaina amin’ny fanafarana vary. Tafaverina ho 650 Ar ny vidin’ny iray kapoaka, ankehitriny, any amin’ny faritra Anôsy, ary 100 000 Ar ny iray gony. Manana tahiry 20 000 t any an-toerana. Nisy fidinany […]
Papriz 4: hifantohana ny fanodinana indostrialy
Mitohy ny fiaraha-miasa! Natao sonia ny 31 aogositra teo ny fifanarahana eo amin’ny Antokondraharaha japoney ho an’ny fiaraha-miasa iraisam-pirenena (Jica) sy ny governemanta malagasy. Mirakitra ny tetikasa fampiroboroboana sy ny fanodinana indostrialy ny sehatry ny vary, andiany faharoa, antsoina hoe Papriz 4 izy io. Nambaran’ny minisitry ny Fambolena sy ny […]
Toamasina: hamokatra herinaratra 53 MW ny Spat
Hanorina orinasa mamokatra herinaratra, Spat Energie ny eo anivon’ny Orinasa mitantana ny seranan-tsambon’i Toamasina (Spat). Tafiditra ao anatin’ny tetikasa PMLP-T, ka hananganana toby manokana hamokatra herinaratra 53 MW, izany. Hamatsy herinjiro izay ilain’ny seranan-tsambo sady hanampiana ny famatsian’ny Jirama sy ireo orinasa ao Toamasina ny tetikasa. Efa notinapaky ny filankevitry […]




