Ao anatin’ny fankalazana ny faha-43 taona nidiran’ny kung-fu voalohany teto Madagasikara amin’izao ny federasiona malagasin’ny kung fu Wisa (FMKFW). Mitohy ny fitetezam-paritra ho fanamarihana izany, ka ny Grand Maître Avoko sy ny delegasion’ny FMKFW no mitarika izany. Natao ny zoma teo ny fihaonana tamin’ireo mpikatroka kung-fu ao Ambatolampy, Antanifotsy ary […]
Auteur/autrice : Adnews
Rugby: “Ara-dalàna ny fitsanganan’ny federasiona malagasy”, hoy ny Rugby Afrique
Heni-kaja, heni-boninahitra i Madagasikara mampiantrano ny fiadiana ny ho tompondakan’i Afrika, taranja rugby ho an’ny vehivavy. Tsy mitsanga-menatra ny taranjan’Ambalambahoaka fa notronin’ireo oloben’ny firenena sy ny avy any ivelany. Niarahan’ny rehetra nahita, ny sabotsy lasa teo, teny amin’ny kianja Makis Andohatapenaka fa tonga nanome voninahitra ny Malagasy Rugby, tamin’ny fampiantranoana […]
Ambohimangakely : mpamaky trano tratra teo am-pangalarana
Efa zatra nahazo! Noraisim-potsiny ny lehilahy iray mpangalatra fitaovana fanamboarana trano, tetsy Ikanja Ambohimangakely, afakomaly. Trano mbola tsy vita ity nahatrarana azy ity. Maka tsikelikely ireo kojakoja fampiasa amin’ny fanamboarana io trano io ity jiolahy ity. Tsikaritry ny manodidina anefa izany. Nandrasan’ny mpiambina kendry tohina ny fahatongavan’io lehilahy io. Tsy […]
Andro miditra… : lanin’ny voay ny zanany, narapany koa ny reniny
Renim-pianakaviana 49 taona narapaky ny voaibe tao Ampandra, kaominina ambanivohitr’i Andréa, distrikan’i Maintirano, afakomaly tolakandro. Niara-nanjono teo amin’ny reniranobe ao amin’ io fokontany io izy niaraka tamin’ny zafikeliny. Niantsapazan’ny voaibe ny tongotr’ilay renim-pianakaviana havia ka nentiny tany anaty rano. Nanavotra azy ilay zafikeliny ka nikapoka ity voay tamin’ny hazo ka […]
Kitra any Espaina : manohana an’i Vinicius ny Fifa
Nanatevin-daharana ireo mpanohana an’i Vinicius, ilay Brezilianina, mpilalao Real Madrid Espaina, i Gianni Infantino, filohan’ny Federasiona maneran-tanin’ny baolina kitra Fifa. Tsiahivina fa ny alahady lasa teo, nataon’ny vahoaka tao Mestalla ho toy ny rajako ity mpilalaon’ny Real Madrid ity. “Tsy voalohany, na faharoa, na fahatelo. Lasa mahazo vahana ny fanavakavaham-bolonkoditra […]




