Nidera manokana ny fitondram-panjakana sy ny filohan’ny Repoblika ny talen’ny departemanta Afrika, eo anivon’ny Tahirim-bola iraisam-pirenena, i Abebe Selassie, teny Iavoloha, ny fiandohan’ny herinandro teo. Anisan’izany ny nahatanterahan’ny fanjakana ireo asa marobe na teo aza ny valanaretina. Notsindriny koa anefa ny tokony hanamafisana bebe kokoa ireo ezaka momba ny fampandrosoana […]
Auteur/autrice : Adnews
Anjaramanantsoa Laza Fanambinana: “Ny fanaovana tsinontsinona izay tena tokony hiainana no mampahantra”
Aiza ho aiza ny vahoaka amin’izao toe-draharaham-pirenena izao? Maneho ny heviny ny olom-pirenena tsotra, maro anisa mangina, i Anjaramanantsoa Laza Fanambinana: “Ny fanaovan’ny hafa tsinontsinona izay tena tokony hiainan’ny Malagasy no mampahantra.” Dinidinika… Gazety Taratra (*): Omena fitenenana ianao olom-pirenena tsotra hoe maro anisa mangina ny amin’ny fahitanao ny toe-draharam-pirenena amin’izao? Anjaramanantsoa […]
Mozika klasika : hiverina ao amin’ny IFM Ny RE Ensemble
Mitohy hatrany ny «Concert classique de midi», fikarakaran’ny IFM Analakely. Efa nisehatra tao tamin’ny taon-dasa ary hiverina indray ny alarobia 17 mey izao ny RE Ensemble, hanatontosa ny andiany faha-139 amin’ity andian-tseho klasika ity. Hamerina sy hamelona ny sanganasan’ireo mpamorona mozika klasika kalaza, toa an-dry Bach, Tchaïkovski, Debussy, Shostakovitch ary […]
Fikajiana ny tahirin-kevitra : nohamafisina ny traikefan’ny komity malagasy « Mémoire du monde »
«Raha misy antontan-kevitra iray very, haren-tsain’ ny zanak’olombelona maneran-tany no very», hoy Ravelojaona Manda, sekretera jeneralin’ny Vaomieram-pirenena malagasy ho an’ny Unesco. Fehezanteny namintina sy nanome lanja lehibe ny fivoriana voalohany notanterahin’ny Komity malagasy «Mémoire du monde», tany Antsirabe, ny 4 mey hatramin’ny 6 mey teo. Fotoana nampitomboana sy nanatevenana ny […]
Ivokolo Analakely : hanjaka ny hatsikana ranofotsiny
Andro iraisam-pirenena ho an’ny hehy ny alahady 7 mey lasa teo. Ny sabotsy 13 mey izao kosa no hanamarika izany ireo mpanao hatsikana ampolony, etsy amin’ny Ivokolo Analakely. Fampisehoana hatsikana ranofotsiny, mandritra ny ora maromaro ary maimaimpoana no homanin’izy ireo amin’izany. Hitarika ireo tanora mpanao hatsikana ireo efa fanta-daza toa […]




