Auteur/autrice : Adnews

Rôrô !

Rôrô indray izao no malaza. Tsy ilay mpanazatra ny ekipam-pirenena Barea akory, fa ity zava-mahadomelina mahery vaika mamorika ny zatovo malagasy maro ity. Heroïne na cocaïne no tena anarany fa teny miafina nifanaovan’ny samy mpidoroka sy ny mpivarotra azy izany. Tsy misy andro ka tsy handrenesam-peo momba azy ity manerana […]

Halatra 10 tapitrisa Ar : roa lahy mpirafy no namono an-dramatoa

Anjeva Gara! Nalefa eny Tsiafahy ny vadin’ilay ramatoa novonoina. Migadra miaraka aminy ny lehilahy iray voalaza fa sakaizan’ny maty. Mifampiampanga izy roa lahy mpirafy. Mifamahofaho ny ra­haraha! Miandry ny datim-pitsarana ny olona voarohirohy mivantana na ahiana ho tafiditra tamin’ny famonoana ilay vehivavy, mpamongady legioma teny Anjeva Gara, ny talata 18 […]