Hisokatra amin’ny fomba ofisialy ny fanaterana ireo antontan-taratasy ho an’ireo te hisitraka ny karatra maha matihanina eo amin’ny asa fanaovan-gazety, raha ny nambaran’ny mpitondra teny eo anivon’ny OJM Ambohidahy, omaly. Manomboka ny 9 febroary hatramin’ny 30 Marsa hoavy izao ny fanaterana izany eny anivon’ny trano foibe OJM, Ambohidahy. Maro ny […]
Auteur/autrice : Adnews
Vidim-bary – Rasolofoson Eugène : manararaotra ireo mpandraharaha
Manodidina ny 1000 Ariary ny vidim-bary eny an-tsena. Voakasik’izany ny vary makalioka, ny vary gasy ary ny vary diste. Manodidina ny 160.000 Ariary ny iray kitapo eny anivon’ny “grossiste”. Anisan’ izany ny eny Anosibe. Manoloana izany, naneho ny heviny ny filohan’ny vovonan’ny olona miaro ny zon’ny mpanjifa, Rasolofoson Eugène, raha […]
Fanadinana bakalorea: misokatra ny fisoratana anarana
Manana roa volana mahery hisoratana anarana ireo mpianatra hanala fanadinana bakalorea eto Madagasikara. Misokatra nanomboka ny 6 febroary ka hifarana amin’ny 07 Aprily hoavy izao izany, raha ny tatitra voaray avy amin’ny minisiteran’ny Fampianarana ambony, omaly. Voakasik’izany avokoa ny fanadinana bakalorea amin’ ny ankapobeny sy ny bakalorea teknika. Manomboka amin’ny […]
Mpianatra very finday: nifona tamin’ireo mpampianatra ny rainy
Niakatra filan-kevi-pifehezana teo anivon’ny sekoly Gallieni teny Andohalo i Vanessa. Tonga nifona tamin’ireo mpampianatra ny rainy. Nilaza ny tsy handray an’ity tovovavy ity ho isan’ny mpianatra intsony ny sekoly. Niakatra filan-kevi-pifehezana teo anivon’ny sekoly Gallieni teny Andohalo i Vanessa, mpianatra very finday, omaly. Nanatrika izany ireo solontenan’ny mpampianatra EPS, ny […]
Leo fahantrana… mazotoa mifidy !
Ohatrany hoe tsy mba misy zavatra mahafinaritra izany eny anivon’ny firahamonina malagasy, ankehitriny ! Vokatry ny fahantrana, zary manaotao fahatany ny sarababem-bahoaka. Maro ny mamono tena, betsaka ny fametavetana ny maha-olona, very hasina ny aina. Baikoin’ny vola sy ny tsy fisiana. Manahirana na ny miresaka azy aza ! saingy tsy maintsy vakiana […]




