Depuis l’aéroport d’Ivato jusqu’au stade Barea Mahamasina, hier après-midi, des milliers de supporters en liesse ont bordé les rues, agitant des drapeaux malagasy, applaudissant et acclamant au passage des Barea de Madagascar, à bord d’un bus, suivis d’un long cortège de voitures et de caravanes. Un accueil triomphal digne de […]
Auteur/autrice : Adnews
Produit Cosmetique Naturels et Bio
Produit Cosmetique N aturels et Bio. Est ce qu’il y a des effets secondaires sur leurs utilisations
In.S.P.N.Mad : mahasarika ny mpianatra ny « transit et douanes »
Tamin’ny taona 2010 no niforona ny lalam-piofanana « transit et douanes » teo anivon’ny In.S.P.N.Mad (Institut Supérieur Polytechnique des Novateurs de Madagascar). Etsy Ambaranjana Antananarivo no nanombohany, izay ankizy efa hatramin’ny 1500 no navoakany. Nambaran’ny Tale Jeneralin’ny In.S.P.N. Mad, Randrianarivelo Dieudonné, fa miroborobo ity lalam-piofanana ity ao aminy, satria dia […]
CUA – Boriborintany V : fotoana hamahana ny olan’ny mponina izao
Tonga nitsidika teny anivon’ny boriborintany fahadimy ny ben’ny Tanànan’Antananarivo Renivohitra Andriantsitohaina Naina, omaly. Nijery ny zava-misy sy ny olan’ny mponina teny an-toerana izy nandritra izany. Nandritra ny fidinana ifotony, nilaza ny ben’ny Tanàna fa hiroso amin’ny asa izay laharam-pahamehana ho an’ny mponina izy. Fotoana amahany ireo olana rehetra mahazo ny […]
Homamiadana : 66% ireo vehivavy marary
Mahatratra 2 alina ny tahan’ny olona voan’ny homamiadana, raha ny tatitra voaray tamin’ny taona 2020. Anisan’ny mahafaty olona betsaka indrindra maneran-tany ny homamiadana. Aretina anisan’ny mampatahotra ny olona ihany koa izy io. “Ny homamiadan’ny nono sy vozon’ny tranonjaza ny tena maro anisa eto amintsika. Mahatratra 66% ireo vehivavy mararin’izany eto […]




