Tsy ho ela ny fivoriana tsy ara-potoanan’ny Antenimierampirenena, araka ny nambaran’ny filohany, Randrianasoloniaiko Siteny, omaly, teny Tsimbazaza. « Efa voafaritry ny Lalàmpanorenana fa anjaran’izy ireo ny manolotra ny praiminisitra. Efa misy ny vondrona parlemantera maro anisa eny Tsimbazaza hanolotra izany », hoy izy. Mitaky ny hamerenana ny fifidianana depiote farany teo ny […]
Auteur/autrice : Adnews
Filohan’ny Antenimierampirenena : «Ny filoha no manendry izay hiara-miasa aminy»
“Tsy ao anatin’ny fivoriana izahay amin’izao fotoana izao. Nisy fanapahan-kevitry ny filohan’ny Fanavaozana izay nandrava ny governemanta. Tsy maintsy misy koa fandraisana andraikitra avy amin’ny Antenimierampirenena, araka izay lazain’ny lalàmpanorenana”. Io ny nambaran’ny filohan’ny Antenimierampirenena, Randrianasoloniaiko Siteny, tamin’ny mpanao gazety teny Tsimbazaza, omaly, manoloana ny fandravana tampoka ny governemanta. Ny […]
Samy hotsarain’ny tantara
« Tic-tac,tic-tac… », hoy ny feon’ny famantaranora izay, rehefa mba ilaina manenoneno izy fa misy tranga na vaninandro lehibe andrasana izay. Mahasasa-miandry mihitsy ny fihodin’ny « Lera », rehefa mba anisan’ilay manantenantena raha manjary iny ny tena. Midobodoboka manaraka ny fihodin’ny fanjaitra ny fo. Mangitangitaka izany ny fanahy. Inona no tian-kambara! Efa misahotakotaka […]
PDS an’Antananarivo Renivohitra : Mametraka fepetra ny mpiasa
Tsy niandry ela fa naneho ny heviny avy hatrany. Namoaka ny masontsivana momba ny ho PDS hitantana ny kaominina Antananarivo Renivohitra ny eo anivon’ny Sendikà mahaleo tena (SACUA). Nambaran’ny filoha mitarika azy ireo, i Clement Jaona, fa manaiky ny fanendrena ny delegasionina manokana (PDS) ireo mpiasan’ny CUA. Na izany aza, […]




