Nilaza ny banky Iraisam-pirenena, fa miha ratsy hatrany ny krizy iainan’ny firenena andalam-pandrosoana, nanomboka ny taona 2022. Nitombo izay tsy izy ny trosan’ izy ireo tato anatin’ny 10 taona farany, izay voakasik’ izany ny 60% ny firenena tena mahantra, toa an’i Madagasikara. Tsy ahafahan’ny firenena mahantra mampiasa vola mitondra fampandrosoana […]
Auteur/autrice : Adnews
OMH: mitombo hatrany ny fanjifana gazoala
Nanatombo ny fanjifana solika tamin’ny taona 2022 raha ampitahana tamin’ny 2021, araka ny antontanisa navoakan’ny OMH (Office Malgache des Hydrocarbures). Ny tarehimarika navoaka, lany nandritra ny enim-bolana voalohany tamin’ny taon-dasa, nisy 609 995 m3 raha 513.612 m3 izany tamin’io fotoana io ihany ny taona 2021. Amin’ny ankapobeny nitombo 18 % […]
taona 2022 : taona ratsy niadiana ny fahantrana
Namoaka fanambarana ny Banky Iraisam-pirenena (BM), fa nahery vaika ny fahantrana tamin’ny taona 2022 teo . Nanomboka tamin’ny nisian’ny valan’aretina Covid-19 , very momoka ny ezaka sy ny paikady samihafa niadiana tamin’ny fahantrana tato anatin’ny am-polon-taona mahery. Tsy mifandanja ny fanarenana ny toekarena sy sosialy, taorian’ny Covid eo amin’ny firenena […]
Angovo azo havaozina : sady nohasarotina no mavesatra ny dingana arahina
Milaza ny filoham-pirenena fa hampirisihina ny mpandraharaha eto an-toerana hisehatra amin’ny famokarana na fandraharahana amin’ny sehatry ny angovo azo havaozina. Toa mifanipaka amin’ izany anefa ny didy navoakan’ny minisiteran’ny Angovo, manasarotra ny dingana arahina. Namoaka didim-panjakana (lah. 26766/2022) ny minisiteran’ny Angovo sy ny akoranafo, ny 10 oktobra 2022, mikasika ny […]
Raharaha fakana an-keriny: Olona 155 voasambotra tao anatin’ny herintaona
Mitotaly fito ny trangana fakana an-keriny voarain’ny zandarimaria avy amin’ny vondrom-tobim-paritr’Imerina “central” ny taona 2022. Tao anatin’izany, olona miisa 155 voasambotra raha olona miisa enina kosa no tra-tehaka tamina sarintsarina fakana an-keriny. Nihena kosa anefa ity trangana fakana an-keriny ity raha oharina tamin’ny taona 2021. Miisa 15 ny tranga voaray […]




