Voahosotra ho tompondakan’i Madagasikara 2022, ho an’ny mpanamory fiarakodia, Andrianjafy Mathieu (Zaza maditra), avy amin’ny klioba ASACM. Nahatratra 392, 20 ny isa azony, nandritra ny taom-pilalaovana. Nandray anjara hatrany i Mathieu, teo amin’ireo «Rallye» miisa fito. Raha tsiahivina, 12, 50 ny isa azony, teo amin’ny Rallye FMMSAMM. 44, 00 indray […]
Auteur/autrice : Adnews
Ping pong – Mada 2022: hifantenana ny ekipam-pirenena
Ho fiatrehan’i Madagasikara ny lalaon’ny Nosy (JIO 2023), hisy ny fiadiana ny ho tompondakan’i Madagasikara, taranja tenisy ambony latabatra (Mada 2022). Fihaonana, hotanterahina etsy amin’ny Lapan’ny fanatanjahatena Mahamasina, ny 5 – 8 janoary 2023 ho avy izao. Tanjona amin’izany fifaninanam-pirenena izany ny hitiliana ireo mpilalao handrafitra ny ekipam-pirenena malagasy. Marihina […]
Andro maneran-tany ho an’ny fiadanana Takin’ny papa Fransoa ny hijerena ny sakafo sy ny famoronana asa
Marihina isaky ny 1 janoary ny andro maneran-tany ho an’ny fiadanana. Manoloana izany, manafatra ireo filoham-panjakana sy governemanta, ireo tompon’andraikitr’ireo fikambanana iraisam-pirenena, mpitarika antokom-pivavahana isan-tsokajiny ny papa Fransoa Nambarany tamin’izany fa tokony hojerentsika indray ny momba ny fiantohana ny fahasalamam-bahoana ho an’ny daholobe. Ampirisihana ireo hetsika rehetra ho an’ny fiadanana […]
Mpitantana sy mpanao politika: nampita firariantsoa ho an’ny vahoaka
Anisan’ny nirary soa ho an’ny vahoaka malagasy indrindra fa ny eto Antananarivo Renivohitra ny ben’ny Tanàna, Andriantsitohaina Naina amin’izao fetin’ny Noely izao. Nanamafy izany koa ny filoha nasionalin’ny antoko Malagasy miara-miainga, Andrianainarivelo Hajo. “Mirary fahasambarana sy fiadanana ho antsika tsirairay avy izahay mianakavy kely amin’izao ankalazantsika kristianina ny andro nahaterahan’i […]
Soavimasoandro: lehilahy tratra teny ambony moto halatra
Voasambotry ny polisy avy ao amin’ny commissariat central Tsaralalana teny Soavimasoandro sy Analakely, ny zoma teo, ny lehilahy roa voarohirohy amina halatra moto. Raha ny fanazavan’ny polisy, nitondra moto nandeha nivavaka ny lehilahy iray ny 17 desambra 2022 lasa teo. Napetrany teo amin’ny fiantsonan’ny moto. Tsy hitany teo amin’ny toerana […]




