Auteur/autrice : Adnews

Vono olona tao Toamasina : roa lahy natao sarika am-pandriana

Nalain’ny polisy vao maraina tao an-tranony ao Mangarivotra Atsimo, omaly ireo jiolahy tompon’ antoka tamina vonoan’olona nahafatesana lehilahy iray… Voasambotra ny alin’ny talata hifoha omaly alarobia ireo roa lahy ahina ho tompon’antoka na­nao tifitra variraraka ka nahafatesana lehilahy iray ny sabotsy 25 febroary teo, tao Mangarivotra Atsimo, Toa­masina. Araka ny […]