Maro izay mpanakanto mpanao rap frantsay nandalo teto Madagasikara tamin’ity taona ity izay… Vantany vao nifarana ny “festival Zaza Rap Taiza”, ny asabotsy teo, dia efa nanambara vaovao mahafaly hoan’ny mpiondana indray ry zareo ao amin’ny Good Vibes Party. Ho avy ary hanao fampisehoana eto Madagasikara i Tayc ny 10 […]
Auteur/autrice : Adnews
Misaona ny zavakanto malagasy: nodimandry i Abel Andriarimalala
Lavo ny andrarezina ! Sehatry ny kanto maro no niriariavan’ny sanganasan’i Abel Andriarimalala. Tsy hikorisa intsony ny penina. Tsy ho heno mivantana sy tsy ho hita eny an-tsehatra intsony, izany rehetra izany. Araka ny vaovao nampitain’ny Havatsa-Upem, nodimandry, omaly 12 deambra 2022, teo amin’ny faha-83 taonany, tao Frantsa i Abel Andriarimalala. Toeram-pianarana, […]
Kitra vehivavy : misongadina i Vakinankaratra
Niavaka ny ekipan’ny AC Sab-Nam Antsirabe, amin’ny fihodinana faharoa amin’ny fiadiana ny ho tompondakan’i Madagasikara, taranja baolina kitra vehivavy. Fihaonana notanterahina tao amin’ny kianja Acmil Antsirabe, ny 9 – 17 desambra. Raha tsiahivina ny vokatra, fandresena indroa no efa azony ka anisan’izany ny nandreseny ny AJSAI Matsiatra Ambony, tamin’ny isa […]
Rallye Bosch CT Motors : Voalohany i Fred sy i Mick
Norombahin’i Fred sy i Mick, mpanamorin’ny klioba Asacm ny voalohany tamin’ny “Rallye Bosch CT Motors”. Dingana farany amin’ny fiadiana ny ho tompondakan’i Madagasikara. Fifaninanana notanterahina ny faran’ny herinandro lasa teo. Tontosan’izy mirahalahy, tao anatin’ny ora 2 sy 08 mn ary 42,2 s ny dingana manokana “ES” miisa 12, notanterahina tamin’ity […]
Rugby : tsara sedra tamin’i La Réunion ny Makis
Nisaraka ady sahala, 40 no ho 40 tamin’ny ekipan’i La Réunion ny Makis de Madagascar, nandritra ny lalao sedra. Fihaonana notanterahina ny alahady lasa teo, tao amin’ny kianja Makis Andohatapenaka. Saika ireo mpilalao zandriny U20 no nidona tamin’ireo renione, tamin’izany. Tsara sedra ireo zandrikely izay efa manomboka mametraka ny fahaiza-manaony. […]





