Auteur/autrice : Adnews

Fampiroboroboana ny nomerika : Lasa Oniversite virtuelle publique ny CNTEMAD

Sehatra stratejika hanatsarana ny rafi-pampianarana ao amin’ny CNTEMAD ny fampiasana ny niomerika. Fandaharanasa tohanan’ny Banky Iraisam-pirenena amin’ny alalan’ny tetikasa Decim. Dingana lehibe eo amin’ny sehatry ny fampianarana ambony sy ny fampiroboroboana ny niomerika no vitan’i Madagasikara amin’ny alalan’ny fanovana ny CNTEMAD ho Oniversite Virtuelle Publique (UVP). « Tan­jona ny hisitrahan’ny mpianatra […]

FANTINA sy FINTINA

Roa ny vesatra hanenjehana ny depiote, Andriamananoro Augustin, araka ny nambaran’ny minisitry ny Fitsarana, Fanirisoa Ernaivo. Anisan’izany ny fampiantranoana ireo olona mampiasa “Compte fake” sy ny fampiasana izany hanakorontanana saim-bahoaka sy ny fiandrianam-pirenena. « Eo koa ny fanondranana volamena tsy ara-dalàna », hoy izy. Voatendry ho “Coordonateur général du conseil consultatif de […]

Atrikasa fanavaozana sy fanovana : Tokony harovana ireo sahy mitoroka

Notanterahina teny amin’ny Artec Andohatapenaka, tao anatin’ny roa andro, ny atrikasa ho fiarovana ireo sahy mitoroka. Nivoitra tamin’izany fa fanavaozana iray afaka manova ny fiainan’ny Malagasy izany. Nisongadina koa fa fiarovana ny tombontsoa iombonana ny fiarovana ireo sahy mitoroka. Mifanindran-dalana amin’ny fankatoavan’i Madaga­sikara eo amin’ny sehatra iraisam-pirenena, ny « Conven­tion des […]

Manonga i Madagasikara

  Izao farany herinandro izao no mamita iraka any Frantsa ny delegasionina malagasy, tarihin’ny filohan’ny fanavaozana Randrianirina Michaël. Mazava ho azy fa dinikasa mahakasika ny fiaraha-miasa amin’ny tany roa tonta ny anton-dia. Ny frantsay rahateo aloha raha ny tantara no reny malala. Tsy mbola tapaka tsara ny tadimpoitra. Tsy mbola […]

Fitsidihan’ny filoham-panjakana tany Rosia: Hampiasa Drone amin’ny sehatra maro ny fanjakana

Nitohy amin’ny fitsidihana toerana samihafa tao Moscou, Renivohitr’i Rosia ny dian’ny delegasionina, tarihin’ny filoham-panjakana, Randrianirina Michaël any amin’ity firenena ity. Anisan’ny notsidihin’izy ireo, omaly, tamin’izany ny ivon-toeram-pamokarana sy fikarohana momba ny “Drone” tao amin’ny “Unmanned Aerial World – UAW”. Nasehon’ny Rosianina koa ny vokatry ny fanadihadiana nataon’ity ivontoerana ity amin’ny […]