Tratran’ny mpitandro filaminana ny lehilahy namono nahafaty ny vadiny tao amin’ ny kaominina Anivorano Atsinanana, distrikan’i Brickaville, afakomaly. Efa manana zanaka roa tamin’ny vadiny teo aloha io lehilahy io saingy tsy mbola nifampiteraka izy sy ilay vadiny vaovao. Nangataka vola tamin’ny vadiny vaovao ilay lehilahy, izay nilaza fa marary ny […]
Auteur/autrice : Adnews
Tetikasa Sambatra: Mpanao taozavatra miisa 67 nofanina
Nosokafana ny talata 27 mey teo, tetsy Andavamamba, ny fanofanana arakasa ho fanohanana sy fampivoarana ny tanora sy ny vehivavy tokan-tena. Fiaraha-miasan’ny minisiteran’ny Fizahantany sy ny asa tanana (MTA) amin’ny alalan’ny tetikasa Sambatra, sy ny kaominina Antananarivo Renivohitra (CUA) ary ny fikambanana Action et Education, ao anatin’ny tetikasa Sandratra. Tsiahivina […]
Tournoi-FDS : Nomena fitaovana ny mpitandro filaminana
Ho mariky ny firaisankin’ny governemanta, nanolotra fitaovana ara-panatanjahantena ho an’ny mpitandro filaminana ny minisiteran’ny Tanora sy ny fanatanjahantena. Natao omaly, teny Ampahibe, izany. Nanolotra fitaovana sy kojakoja ara-panatanjahantena ho an’ny minisiteran’ny Foloalindahy ny avy ao amin’ny minisiteran’ny Tanora sy ny fanatanjahantena (MJS), izay tarihin’i Moutsapha Abdulah Marson, omaly. Natao ho […]
SOMBIM-BAOVAO
Ao anatin’ny fanomanantena tanteraka ny Makis de Madagascar, sokajy lehilahy, eo amin’ny rugby lalaovina olona 7, amin’izao fotoana izao. Hanomana ny fifaninanana «Africa Men’s Sevens Cup». Fihaonana hotanterahina atsy amin’ny Nosy Maurice, ny 21 sy ny 22 jona ho avy izao. Hotanterahina eto Antananarivo, manomboka ny 6 aogositra izao, ny […]
Tsipy kanetibe : Fantatra ireo hiatrika ny “Masters 2025”
Navoakan’ny Fédération sport-boule malagasy (FSBM) tao amin’ny tambanjotran-tseraserany, omaly, ny anaran’ireo handrafitra n”y ekipam-pirenena hiatrika ireo fifaninanana iraisam-pirenena roa, ny “Masters” sy ny “Tournoi Estival”, hatao any France, manomboka ny faran’ity volana ity. 10 mirahalahy izy ireo ka anisan’ireo tafaverina ao anaty ekipa indray i Tiana (Tonnerre). Ankoatra izay, tsy […]