Auteur/autrice : Adnews

Sommet des Forces africaines : le général Jocelyn Rakotoson dirige la délégation malgache

Le Sommet des Forces africaines (ALFS 25) bat son plein à Accra, au Ghana depuis lundi jusqu’à demain. Cette réunion rassemble des officiers de 70 pays issus d’Afrique, des Etats-Unis et de l’Europe sous le thème « Optimiser les Forces terrestres pour l’environnement émergent ». La délégation malgache est dirigée […]

Manifestation des élus à Toliara: l’Assemblée nationale s’en tient au Règlement intérieur

Alors que les députés de l’opposition veulent tenir un rassemblement en vue d’effectuer un compte-rendu, le Bureau permanent insiste sur la non-conformité de la démarche. Le Bureau permanent s’en tient au Règlement intérieur (RI) de l’Assemblée nationale. Pour le moment, aucune mesure n’a été prise à l’égard des députés qui […]

Fanatsarana tontolo iainana : Ahazoana tombontsoa maro ny fambolen-kazo an-tanàn-dehibe

Mahasarika ny olona ny mamboly hazo, in­drindra re­hefa vanim-potoana fanatanterahana izany tahaka izao. Mahalana ny fam­­bolen-kazo an-ta­nàn-dehibe fa ny mam­boly izany any ambanivohitra sy mia­­la ny renivohitra no mahaliana ny maro. Mbola tsy mifarana ny fotoana fambolen-kazo eto Madagasikara na dia efa nanomboka tamin’ny volana desambra, taona 2024, aza izany […]

TSELATRA

Lehilahy iray 25 taona hita faty tany Itavy Mangidy, tany Ikalamavony, omaly maraina.Nahitana tsindrona fito ny vatany, anisan’izany ny teo amin’ny masony, ny tratrany, ny kibony ary ny tongony, raha ny fizahana nataon’ny mpitsabo. Efa misokatra ny fanadihadiana ataon’ny zandarimaria any an-toerana. Voasambotry ny polisy ilay lehilahy mpitondra bajaj nandoro […]