Nesorina tsy ho mpikambana ao amin’ny antoko Hery vaovao ho an’i Madagasikara – HVM intsony Rasolofonirina Jean Michel José Andriamady na i Dadilahy. Nambaran’ny filoha nasionalin’ny antoko, Rakotovao Rivo, omaly, fa naharay tatitra momba azy ny eo anivon’ny birao politika nasionaly. Niainga avy any amin’ny mpandrindram-paritry ny antoko HVM any […]
Auteur/autrice : Adnews
Misedra olana ara-bola : Hikatona amin’ny aogositra ny FES
Nanapa-kevitra ny eo anivon’ny filankevi-pitantanan’ny Friedrich-Ebert-Stiftung (FES) fa hakatona ireo birao miisa sivy eo amin’izy ireo ka anisan’izany ny eto Madagasikara. Voalaza ho anton’izany ny olana ara-bola eo anivon’izy ireo ka tsy ahafahana miatrika ny fandaharanasany amin’ny hoavy. Araka izany, hikatona manomboka amin’ny volana aogositra izao ny FES eto Madagasikara. […]
Fanajariana ny tany sy ny fanorenana: Hanampy ny ben’ny Tanàna ny fampiasana ny “Matac”
Mitohy ny fampahafantaran’ny minisiteran’ny Fitsinjaram-pahefana sy ny fanajariana ny tany (MFFT) ny fampiasana ny “Minisitère de l’aménagement du territoire : autorisation de construire – Matac”. Hanampy betsaka ireo ben’ny Tanàna ity fitaovana ity. Fitaovana ahafahana mikirakira ara-kajy mirindra ny fitantanana sy ny fandraisana antontan-taratasy fahazoan-dàlana hanorina ny “Matac”. Ahafahana mitsidika […]
TSELATRA
Manomboka midina ifotony ireo mpitandro filaminana eo anivon’ny Emmo-Reg. Taorian’ny fahataperan’ny fe-potoana fanentanana momba ny fandrarana tsy hanaovana fanamiana miaramila sy ny mitovy aminy. Manara-maso sy manentana hatrany ny rehetra izy ireo. Amin’ny ankapobeny, efa tsy ahitana fanamiana miaramila intsony eny an-tsena saingy mbola misy kosa ireo olona hita manao […]
Tsy fandriampahalemana – RN2: Kamiao nitondra kojakojan-drano voatafika
Anisan’ny tahotry ny mpitatitra amin’ny zotra rezionaly sy nasionaly ny fisian’ny dahalo mpanafika fiara eto amin’ny Nosy, indrindra ny lalam-pirenena. Nitrangana asa fanafihana fiara lehibe iray, afakomaly alina, teo anelanelan’i Brickaville sy i Marozavavy. Kamiao iray lehibe, nitondra “conteneur” misy fitaovana fikirakira momba ny rano, io voatafika io, raha ny […]




