Auteur/autrice : Adnews

Ambalamanasy : Andian-jiolahy ravan’ny zandary

Ravan’ny zandary ny alin’ny 24 janoary hifoha ny 25 janoary lasa teo, tany Ambalamanasy ny tambajotrana jio­lahy mpamaky trano sy mpanendaka tany an-toerana. Voasambotra vokatr’izany, ny 11 mianadahy. Tsy ampy taona ny enina tamin’izy ireo, vehivavy kosa ny dimy hafa. Nanao fanarahan-dia tovolahy iray mampiahiahy ny eo anivon’ny mpitandro filaminana. […]

Halatra solika amin’ny RN2 : Olona valo lahy saron’ny zandary

Mpangalatra sy mpanampoka solika teny amin’ny lalam-pirenena faharoa. Mpamily sy mpanampy azy miisa valo voasambotry ny zandary. Saron’ny zandary teny Ankarefo, kaominina ambanivohitra Ambodi­ni­­fody, disitrikan’i Moramanga, omaly, ireo fiarabe fito mpangalatra sy mpanampoka solika. Voasambotra tamin’izany ireo mpamily sy ny mpanampy miisa valo. Efa eo am-pelantanan’ny zandary izy ireo amin’ […]

Pureplay Football League : reprise de la phase de groupe

Antananarivo, Madagascar – La Pureplay Football League (PFL), ou championnat national Elite, reprend ses activités pour sa deuxième journée le 8 février, avec une innovation majeure : une formule à effectif réduit. Introduite par l’Association des Clubs de Football Elite de Madagascar (CFEM), cette nouvelle approche engage seulement douze équipes […]