Tonga nanatanteraka hetsika fambolen-kazo, tany Marohogo, faritra Boeny, ny minisitry ny Tontolo iainana sy ny Fampandrosoana lovainjafy, Max Andonirina Fontaine, ny sabotsy lasa teo. Tonga nanotrona izany, ny lehiben’ny minisiteran’ny Tanora sy ny Fanatanjahantena (MJS), Abdulah Moustapha Marson, izay sady mpiahy ny faritra Boeny. Manoloana ny zava-misy iainan’izao tontolo izao, […]
Auteur/autrice : Adnews
Mpanazatran’ny Barea : Efa milamina ny fifanarahana, miandry sisa
Hivoaka alohan’ny faran’ny volana ny anaran’ny mpanazatra hitondra ny Barea de Madagascar. Anisan’ireo tsara toerana amin’izany i Corentin Martins. Vita ihany ! Araka ny fanadihadiana natao, omaly, hivoaka amin’ity herinandro ity ny anaran’ny mpanazatra vaovao hitantana ny ekipam-pirenena Barea de Madagascar. Araka ny filazan’ny loharanom-baovao iray eo anivon’ny Federasiona malagasin’ny baolina […]
Famoahana voka-pifidianana : Nisaorana ny Fitsarana misahana ny ady amin’ny fanjakana
Notanterahina teny amin’ny Tendrom-pitsarana misahana ny ady amin’ny kolikoly (Pac), 67 ha, ny fananganan-tsaina ho an’ny eo anivon’ny minisiteran’ny Fitsarana. Nankasitrahana manokana tamin’izany ireo nahavita ezaka. Nankasitrahan’ny sekretera jeneralin’ny minisiteran’ny Fitsarana, Belalahy Hanitriniaina, ny eo anivon’ny Fitsarana misahana ny ady atao amin’ny fanjakana (Taf). “Nahavita ezaka lehibe izy ireo tamin’ny […]
Vidim-bary : Nidina 50 hatramin’ny 150 Ar eo ny vary vao eny an-tsena
Nandritra ny firotsahan’ny orana matetika tato ho ato, nahitana fidinany kely ireo vary vao na ny vary aloha eny anivon’ny tsena. Anisan’ izany, ny vary tsipala sy ny semence. Tsy mbola nahitana fihenana kosa ireo vary tranainy toy ny vary gasy sy ny makalioka. Nahitana fidinany 50 hatramin’ny 150 Ariary […]
Fanajana zon’olombelona: Anisan’ny anaovana tombana any Genève i Madagasikara
Fitsapana hamantarana ny toeran’ny firenena iray sy ny andraikiny amin’ny fampiharana ny zon’olombelona ny «Examen périodique universel» (EPU), nanomboka any Genève, omaly. Anisan’ny firenena miatrika izay fanadihadiana iraisam-pirenena momba ny zon’olombelona izay i Madagasikara. Nitarika ny delegasiona sady mitarika ny fivoriana any an-toerana ny minisitry ny Fitsarana sy ny minisitry […]




