Natsangana ny ivontoeram-panabeazana Vaha eny Itaosy ho an’ny ray aman-dreny sy ireo niharan’ny herisetra mifototra amin’ny maha lahy na maha vavy. Ho tantsoroka amin’ny fitaizana ny zanaka izany. Hisokatra ho an’ny daholobe manomboka amin’ny herinandro, eny Itaosy, ny ivontoeram-panabeazana Vaha izay zanaky ny sekolin’ny ray aman-dreny naorian’ny mpanabe, Rasoanindrina Marguerite. […]
Auteur/autrice : Adnews
TARATRY ny KANTO
Hotanterahina, anio, manomboka amin’ny 3 ora tolakandro, ao amin’ny Cercla Germano-Malagasy, tohatohabaton’Antaninarenina ny antsam-paribolana « Volam-pahavaratra », hiarahana amin’ny Faribolana Sandratra. Hisy hatrany ny fotoana hifanakalozan-kevitra eo amin’ny mpanatontosa sy ny mpanatrika mba hahazoana manatsara ny tontolon’ny soratra. 24 janoary, «Andro iraisam-pirenena ho an’ny fampianarana ». Tsy azo hodian-tsy hita, satria, tsy afa-misaraka […]
ICC 2025 – Voalohany tamin’ny « dessert » : Fahefatra maneran-tany i Madagasikara
«International Catering Cup» 2025 na «Coupe du monde des traiteurs» 2025. Tsy nitsanga-menatra ny solontena Malagasy nandray anjara tamin’ity fifaninanana iraisam-pirenena lehibe momba ny fandrahoan-tsakafo sy ny tontolony ity. Azon’ny ekipa notarihin’i Chef Lalaina Ravelomanana nahitana an’i Cheffe Fenosoa Rahajamalala sy Cheffe Bodo Rakotovao ny laharana voalohany maneran-tany, teo amin’ny […]
Fomban-drazana : Mitohy ny fampahafantarana
24 janoary, Andro iraisam-pirenena ho an’ny kolontsaina afrikanina, omaly. Tsy mba nanamarika izany i Madagasikara hatramin’izay, kanefa dia fotoana iray fanehoana ny fototra, ny fomba ny fiizina ary ny kolontsain’ny firenena afrikanina izy ity. Nanao hetsika kosa ireo mpandala ny fomban-drazana, ka nanao diabe niakatra teny Anatirova. Narahin’ny fanehoana ny […]
Nohavaozina ny fiaraha-miasa : Lion Hill, masoivohon’ny Orange Madagascar
Nety ny fiaraha-miasa teo amin’ny roa tonta. Havaozina izany ho an’ny taona 2025, ka hitondra teny sy hisolo tena ny Orange Madagascar hatrany i Lion Hill. Anisan’ireo mpanakanto malaza amin’izao fotoana izao i Lion Hill. Tanora manana vina sy firehana mifanaraka amin’ny fijerin’ny Orange Madagascar, nosafidian’ity farany ho ambasadaorony, nanomboka […]




