Auteur/autrice : Adnews

VAOVAO TAMBATRA

Hapetraka eny amin’ny PK 0 (lalambe migodana) Tsarasaotra ny toby herinaratra avy amin’ny masoandro. Hanana tanjaka 50 MW ity fotodrafitrasa ity, hanampy ny vokatra herinaratra eto Antananarivo sy ny manodidina (RIA). Ho vita mialoha ny aogositra 2025 ity fotodrafitrasa lehibe ity. Miisa 1 500 ny zana-kazo novolen’ny mpino katolika, diosezy Fianarantsoa, […]

Fanamboaran-dalana : Hatao godirao ny mankany Ambatoboeny

Mandroso ny asa fanarenana ny lalana tena ratsy any amin’ny lalam-pirenena faha-33, miainga eo Andranofasika (RN4) mankany Ambato­bo­eny, hatreo amin’ny « radier », mirefy 20 km. Anisan’ny asa hatao ny fanamboaran-dalana sy ireo fotodrafitrasa toy ny fanarenana ny sisin-dalana sy ny tatatra ary ny lakandrano (dalot). Mihafara amin’ny fandrakofana godirao ny lalana […]