Dingam-piainana tsy maintsy lalovan’ny Malagasy maro ny fanaovana “ala volon-jaza”. Ahitana mpanao azy ny faritra maro, indrindra ny eto Imerina. Fomba amam-panao ataon’ ny ray aman-dreny amin’ny zanany, rehefa tonga eo amin’ny fahatelon’ny volana nahaterahany. Na dia eo aza ny fivoaran’ny teknolojia sy ny fanatontoloana misy eto amin’ny firenena, mbola […]
Auteur/autrice : Adnews
FANTINA sy FINTINA
Nanambara ny fanoherany ny zotram-pifidianana ben’ny Tanàna ny filoha lefitry ny Antenimierampirenena, Randrinasoloniaiko Siteny Thierry. Nanao antso avo amin’ireo eo anivon’ny fanoherana koa ny tenany. “Aoka isika ho tonga saina sy hanambatra ny hery. Tsy ho mora ny fampitambarana mpitarika politika saingy tokony hijoro isika”, hoy izy. Mitarika vonjimaika amin’ny […]
Antananarivo Renivohitra: Mitarika Ramanantsoa Harilala
« Mitarika amina salanisa 42,3% ny kandidà Ramanantsoa Harilala eto Antananarivo. Nanaparitaka ny vaton’ny TIM ny firotsahan-dRazafinjoelina Tahiana », hoy ny governoran’Analamanga, Rasoamaromaka Hery. Ity farany izay nitondra fanazavana mahakasika ny fifidianana ben’ny Tanàna natao teto Madagasikara, indrindra ny fironam-bokatra eto Antananarivo Nambarany, teny Ambohidahy, fa efa mitarika amin’ny isam-bato […]
Sangisangy zary tenany!
Niparitaka tamin’ny tambajotran-tserasera, tamin’ny herinandro lasa, ny sarin’i Madagasikara miloko volomboasary misy soratra hoe: « Amidy ». Asa inona no antony? Iza no mahazo tombony amin’ny fanelezana sy fanaovana ranty tahaka izany? Mampanontany tena sy mampieritreritra, manoloana ny zava-misy eto amin’ny firenena. Tena efa tompony mangataka atiny rahateo ilay Malagasy manana […]
Filoha Rajoelina Andry: “Isika tsy mihemotra manoloana ireo karazana tsikera”
Mbola milokaloka amin’ny vahoaka malagasy ny filohan’ny Repoblika Rajoelina Andry, omaly. ”Tsy maintsy mandroso isika, tsy mihemotra manoloana ireo tsikera”, hoy izy. “Isika kapaina vao mainka maniry, itsahina vao mainka mitsiry, haratsiana vao mainka mamokatra. Ireny fanaratsiana rehetra ireny dia toy ny zezika afafy, tsy mampihontsina antsika fa tsy maintsy […]




