Auteur/autrice : Adnews

Famoahana setroka tafahoatra: 2 000 isan-taona ny fiara voasintona taratasy eto Antananarivo

Miaina tanteraka ao anatin’ny fahalotoan’ny rivotra ny firenena maro ma­neran-tany, tato anatin’ny taona maromaro izay. Voakasik’izany, indrindra ny renivohitra, noho ny habetsaky ny fiara sy kodiarandroa mifamezivezy. Ani­san’ny miaina iza­ny koa ny eto Ma­dagasikara, anisany Antana­narivo. Mahatratra 91% ny mponina maneran-tany no miaina miaraka amin’ny rivotra maloto. Ambony kokoa ny […]

FANTINA sy FINTINA

Nomen’ny filoha nasionalin’ny Tim, Ravalo­manana Marc, toromarika hiatrehina ny fifidianana ireo kandidà ben’ny Tanàna sy mpanolotsaina avy any Bongolava sy ny distrikan’Andramasina, omaly, teny Faravohitra. Teo koa ny namahana ireo olana samihafa ary ny nametrahana ny paikady sy ny fampahafantarana ireo lalàna. Nanao fanambarana ny MTS any Mahajanga, fa manohana […]

Vondrom-bahoaka eny ifotony : hisy ny fanatsarana ny famatsiam-bola

Nankatoavina nandritra ny filankevitry ny minisitra ny momba ny fitsidihana fifanakalozana ny Tahirim-bola fampindramam-bola ho an’ny vondrom-bahoakan’i Côte d’Ivoi­re, atao eto Antananarivo, ny 25 hatramin’ny 29 novambra ho avy izao. Ny mahakasika ny famatsiam-bola sy fanatsarana ny fomba fiasan’ny vondrom-bahoaka itsinjaram-pahefana no hisongadina mandritra izany. Eo ihany koa ny fivoriambe […]

Miandry vely kanonta…

  Nanaitra ny fanambarana farany navoakan’ny Tahirim-bola iraisam-pirenena na FMI, ny 11 oktobra lasa teo, mahakasika an’i Madagasikara. Teboka iray tsy azo atao ambanin-javatra ny antso avo ataony amin’ny mpitondra fanjakana mba hampihatra ny politikan’ny fitsitsiana. Efa an-dohalika ny ranom-bary raha ny faharitran’ny tahiry ara-dalàna ao amin’ny kitabom-bola an-dRamalagasy. Efa […]

Ady amin’ny kolikoly: tsy maintsy hajanona eto ny tsimatimanota ?

Mitohy ny fakan-kevitra isan-dohahevitra handrafetana ny paikadim-pirenena hiadiana amin’ny kolikoly, taona 2025-2030. Ny eo amin’ny sehatry ny tontolo iainana indray ny atrikasa teny Anosy, omaly. Ny amin’ny fiarovana sy fitantanana ireo karazam-biby sy hazo sarobidy. “Hita tamin’ny atrikasa hafa, fa misy mifampidipiditra ihany ny resaka: tsy maintsy hajanona eto Madagasikara […]