Une fois de plus, les communales semblent être une bataille qui se jouera entre la plateforme présidentielle Irmar et les indépendants. Le Firaisankina ne semble pas avoir trouvé un compromis sur leurs candidats dans toute l’île, si le HVM a finalement un candidat, par défaut. Après l’annulation de la candidature […]
Auteur/autrice : Adnews
Fifidianana kaominaly: amin’ny 12 oktobra ny lisitry ny biraom-pifidianana
«Amin’ny 12 oktobra no havoakanay ny lisitry ny biraom-pifidianana. Amin’izay no ahitana na misy fiovana na tsia». Io ny fanazavan’ny sekretera mpanatanteraky ny Ceni, Rakotondrasoa Tseheno, teny Alarobia, omaly, momba ny fiatrehana fifidianana kaominaly amin’ny 11 desambra. Roa andro alohan’ny fifidianana no anomezan’ny lalàna fahefana ny Ceni hamindra biraom-pifidianana, raha […]
JJB-“World Championship” : Malagasy mpikatroka 24 hiatrika fampivondronana
Nivoaka ny faran’ny herinandro teo ny lisitr’ireo mpikatroka hifantenana hiatrika ny fiadiana ny tompondaka maneran-tany, taranja Jiu-jitsu breziliana “World Championship”. Fifaninanana izay hatao any Abu Dhabi, ny 6 hatramin’ ny 16 novambra izao. Mpikatroka 24 no voaantso amin’ izany ary hiatrika fampivondronana voalohany ny alarobia 2 oktobra izao, araka ny […]
SOMBIM-BAOVAO
Ny 11 oktobra ho avy izao no hiatrika ny fiadiana ny tapakila hiatrehana ny “Can 2025” hatao any Maroc indray i Madagasikara. Ny ekipam-pirenen’i Gambie no hifanandrina amin’ny Barea de Madagascar amin’izany. Lalao izay hatao any Maroc. Efa manatanteraka fampivondronana etsy Mahamasina ny mpanazatran’ny ekipa, ny Coach Rôrô. Nahita vokatra […]
Sénégal : hanangana ivontoerana eto Madagasikara
Tonga nitsidika ny minisitry ny Fanatanjahantena sy ny tanora (MJS), Marson Moustapha Abdulah, omaly, tetsy Ambohijatovo, ny Consul honoraire an’i Sénégal eto Madagasikara, Souleymane Diagne. Nifampiresahana ny fampivoarana ny fanatanjahantena sy ny tanora eto Madagasikara ka hisy ny fiaraha-miasa eo amin’i Madagasikara sy i Sénégal momba izany. Araka ny vaovao […]




