Auteur/autrice : Adnews

Miditra ny mpianatra: mila hamboarina ifotony ny tontolon’ny fampianarana

Raha jerena amin’ny tantara voarakitra ao anaty taratasy, efa mahaleo tena i Madagasikara. Na izany aza, nandalo fanjanahantany. Mbola misy farasisa navelan’io vanim-potoana io ankehitriny ny tontolon’ny fampianarana. Tapitra ny fotoam-pialantsasatra. Miditra any an-tsekoly amin’izay ny mpianatra. Mandeha mianatra. Mianatra inona ? Mianatra ireo taranja voafehin’ny fandaharam-pianarana. Lesoka goavana be iray […]

Vakoka sy kolontsaina: haikanto malagasy nahavita nitety vanim-potoana ny hiragasy

Fampisehoana hatrehin’ny vahoaka, mitovitovy amin’ny teatra atao an-kira, ahitana anatra sy torohevitra ary fampihavanana, ny hiragasy. Ankoatra izay, fitambaran’ny feon-javamaneno sy hira ary dihy mampiavaka ny faritra afovoantany eto Madagasikara, indrindra ny Merina, izy. Nanodidina ny taonjato faha-19  tany. Mpihiran’Andriana no nipoiran’ny hiragasy, teto afovoantany, tamin’ny andron’Andrianampoinimerina. Ny fihaonana sy […]

Niatrana teny Mandriamena ny Emmo/Reg: tsy tafiditra tao amin’ny ISTS ireo kandidà…

Nikasa hanao fikaonandoha tao amin’ny ISTS, eny Mandriamena, ireo kandidà sy ireo depiote maromaro, eo anivon’ny “Hetsiky ny olom-pirenena, Madagasikara tsy entin’ny vahiny”, omaly. Efa niatrana  teny amin’ny vavahadin’ity foiben-dry Masera ity ny Emmo/Reg. Nosakanan’izy ireo tsy hiditra tao ireo kandidà. Nambaran’ny solontenan’izy ireo, Rajaonarimampianina Hery fa hivory ao ny […]

Fantina sy fintina

Tafakatra 14 ireo kandidà nahavita nanatitra ny dosieny teny amin’ny HCC, hatramin’ny omaly tolakandro.  Miisa efatra ireo mpirotsaka hofidina tonga teny Ambohidahy, omaly, ka anisan’izany Andrianainarivelo Hajo (MMM); Raderanirina Sendrarison Daniela (Fy-M); Razafinjoelina Tahina (FTT) ary i Lachapelle Hery Tiana Guy (Natiora). Mbola voafidy ho filohan’ny holafitry ny mpisolovava ny […]