Ces derniers temps, une vague de soutien au projet Base Toliara, se déferle dans le Sud. Désormais, les notables Masikoro de Toliara II, les communautés Vezo, Antandroy et les Tagnalana Toko Bey Telo et ses branches, des ferveurs défenseurs de ce projet d’avenir et vital ouvrant la voie au développement […]
Auteur/autrice : Adnews
DON DE SANG GA
Retour en images sur les moments forts de la première collecte de sang organisée par le Groupe Andriantsitohaina à la Nouvelle imprimerie des arts graphiques (Niag). Cet événement, symbolisant un fort engagement en matière de Responsabilité Sociétale des Entreprises (RSE), a permis de collecter des poches de sang essentielles, remises […]
IO TEASER Vacances Mahajanga 8 – Botry
Larguer l’amarre, orienter les voiles. La mer joint les régions qu’elle sépare
Rugby – Top 12 Mada : hanohitra ny FTM ry Boaikely
Hiditra amin’ny andro fahadimy ny fiadiana ny ho tompondakan’i Madagasikara, ny alahady 8 septambra ho avy izao. Fihaonana, hotanterahina etsy amin’ny kianja Makis Andohatapenaka. Lalao telo no voalahatra amin’izany ka anisan’ny fihaonana tena andrasan’ny maro ny fifanandrinan’ny FTM Manjakaray (Dakar) sy ny TFMA Ankasina (Boaikely manohitra). Raha ara-taratasy aloha, manantombo […]
Antenimierampirenena : notokanana ny famokarana angovo avy amin’ny masoandro
Mamaha ny olan’ny fahatapahan-jiro ny angovo azo avy amin’ny herin’ny masoandro. Notokanana, omaly, ny fitaovana momba izany ho an’ny Antenimierampirenena. Notanterahana, omaly, tao amin’ny Lapan’i Tsimbazaza, ny fitokanana amin’ny fomba ofisialy ny fitaovam-pamokarana herinaratra avy amin’ny herin’ny masoandro. Ny filohan’ny Antenimierampirenena, Tokely Justin sy ny masoivohon’ny firenena indianina, Bandaru Wilsonbabu […]




