Auteur/autrice : Adnews

TARATRY ny KANTO

Tontosa ny sabotsy 10 aogositra teo, teny amin’ny Coliseum Antsonjombe, ny « Iray feo ho an’i Kristy”. Fampisehoana ara-pilazantsara niarahana tamin’i Rija Rasolondraibe sy Joseph d’Af ary Pasteur Jocelyn Ranjarison. Nanotrona azy ireo tamin’izany ireo antokom-pihira ara-pilazantsara maro samihafa. Tafita ny hafatra hoy ny mpikarakara teny am-piafaran’ny fampisehoana. Notanterahina ny faran’ny […]

Misaona ny tontolon’ny kaNto : nodimandry ny andrarezina, Simon Randria

Nodimandry i Simon Ran­dria, Malagasy mpanakanto mpihira. Ny sabotsy teo, teny amin’ny trano fonenan’ny za­nany, eny Iavoloha ity andrarezina ity no nindaosin’ny fahafatesana. 70 taona izy izao lasa nandao izao. Efa narary am-bolana vitsy, nialoha izao fahafatesany izao, araka ny nambaran’ny fianakaviany. Efa eny amin’ny trano fonenany, eny Ankazo­manga, ny […]

«Festival jazz tohatohabato» : mipetraka hatrany ny maha izy azy ny hetsika

Notanterahina ny omaly, teny amin’ny Araben’ny fahaleovantena Analakely, ny fampisehoana lehibe namaranana ny « Festival jazz tohatohabato » andiany faha-13. Mozika maroloko sy mpanakanto marolafy no nandray anjara tamin’izany. Ankoatra ny fanomezana fahafaham-po ireo mpankafy Jazz. Anisan’ny tanjon’ny mpikarakara ihany koa ny fampahafantarana ny maha izy azy izany gadona izany. Ny kanto […]

Kabary: nanatanteraka hetsika maro sosona ny Fi.Mpi.Ma

Fikambanan’ny mpikabary malagasy maneran-tany. Ny lehibe sy zokiny indrindra amin’ny fikoloana sy fampivela­rana ny tontolon’ny kabary malagasy. Nanatanteraka hetsika lehibe ny faran’ny herinandro teo. Tao anatin’ny tapakandro maraina. Fandaharam-potoana maro sosona no notanterahin’ny Fikamba­nan’ny mpikabary malagasy maneran-tany (Fi.Mpi.Ma maneran-tany), ny sabotsy 10 aogositra teo, tao amin’ny Lapan’ny fanatanjahantena sy kolontsaina […]

Fizahantany: sehatrasa afaka mampandroso firenena

Anisan’ireo mitana anjara toerana amin’ny fampi­roboroboana ny sehatry ny toekarena ny fizahantany ho an’i Mada­gasikara mano­kana. Maro ny vo­ka­tsoa na dia eo aza ny voka-dratsy entiny. Mitana anjara andraikitra lehibe eo amin’ny fiainam-pirenena iray ny fizahantany. Sehatrasa afaka mampiarina ny fiainam-bahoaka, mitondra fampandrosoana eo amin’ny firenena, indrindra eo amin’ny toerana […]