Auteur/autrice : Adnews

RN11 : Taksiborosy nivadika, olona roa naratra

Lehilahy roa naratra vokatry ny fivadihan’ny taksiborosy iray tany amin’ny RN11, teo amin’ny sampanan-dalana Maronono, fokontany Centre Ville, kaominina Ilaka-Atsi­nanana, distrikan’i Vatoman­dry, afakomaly. Nitatitra olona hihazo an’i Mahanoro io fiara io. Niharan’ny tsy fahatomombanana teknika tampoka anefa ilay fiara. Nivadika nivoaka ny arabe teo amin’ny PK 85+900, anatin’io lalam-pirenena io, […]

Antsohihy: lehilahy niharan’ny fitsaram-bahoaka

Lehilahy iray voasaringotra tamin’ny raharaha vono olona nitranga ny taona 2023, tra-tehaky ny fokonolona tao Bazary Be, distrikan’Antsohihy, afakomaly. Nitrangana vono olona nahatsiravina tao amin’ny fokontany Androibe, kaominina An­kerika, distrikan’Antsohihy, ny faran’ny taon-dasa teo. Olona maromaro nosamborin’ny mpanao fanadihadiana tamin’io fotoana io. Niakatra teny anivon’ny fampanoavana, notanana am-ponja vonjimaika ny […]