Mankalaza ny nivoahany tao amin’ny Akademia Miaramila (Acmil) Antsirabe, ny 25 jolay teo ny andiany mivantana faha-35 misalotra ny anarana «Hiratra». Ny faha-10 taonan’ireto andiany ireto ity nomarihin’izy ireo tao Antsirabe ity. Nisy, araka izany, ireo hetsika samihafa natao hanamarihana ity tsingerintaona ity, toy ny fanolorana mari-pahatsiarovana amin’ny fanatsarana ny […]
Auteur/autrice : Adnews
Antsiranana : hanao fitsaboana maimaimpoana ny sambo «Arche de la paix»
Tonga ao Antsiranana, omaly, ny sambo « Arche de la paix » avy any Sina. Hitsabo maimaimpoana izany. Efa fanaon’izy ireo izao hetsika izao. Nigadona, omaly, ao Antsiranana ny sambo lehibe iray an’ny firenena sinoa «Arche de la paix», izay natokana ho an’ny lafiny fitsaboana. Tonga nitsena izany ny Praiminisitra […]
VAOVAO TAMBATRA
Tanterahana mandritra ny roa andro ao amin’ ny Hôtel 2 Février any Lomé Togo ny fivoriambe voalohany ny tanora afrikanina momba ny toekarena manga. Horesahina mandritra izany ny tsy fanjarian-tsakafo, ny tsy fananana asa ary ny fahantrana. Fantatra fa manana sisin-dranomasina 42 000 km i Afrika izay ahitana firenena 54. Feno […]
Fizahantany : nahatratra 1 828 ny mpitsidika an’Isalo
Anisan’ny toerana tena be mpitsidika ny valanjavaboaharin’Isalo, faritra Ihorombe. Manana tontolo voahary miavaka tsy fahita raha tsy any an-toerana. Tsy mitsaha-mitombo ny mpizahantany tonga any Isalo, izay niakatra 9% tamin’ity taona ity raha oharina ny tamin’ny 2023. Nahatratra 1 828 ny mpitsidika nanomboka ny janoary hatramin’ny jona 2024, raha 1 […]
Kimony Morondava : velaran-tany 6 ha nambolena honko
Nankalazaina ny 25 jolay teo, tany amin’ny ala Kimony Morondava, ny Andro iraisam-pirenena ho firaovana ny rohivoahary ala honko. Tanjona, ny hanarenana velaran-tany 6 ha, iarahana amin’ny Vondrona olona ifotony (VOI), miisa 130 any amin’ny faritra Menabe sy Melaky. Nitarika ny fotoana ny governoran’ny faritra Menabe sy Melaky, notronin’ny tomponandraikitry […]




