Ankoatra ny fanapariahana ny kanto atao, mari-pandrefesana ampiasain’ny mpanakanto maro koa ny tambajotran-tserasera. Ao no hitsirihan’izy ireo ny « dokadoka » sy ny « dakadaka ». Raha betsaka ny doka, misora-tena fa tian’ny olona ilay mpanakanto. Hatramin’izao anefa, « tsy azo atao fangitra hiaingana hoenti-manapa-kevitra loatra ny tambajotran-tserasera », hoy ny mpandinika fiarahamonina. Mety mamitaka izy […]
Auteur/autrice : Adnews
Fifaninanana K-pop : nitrandrahan’ny tanora malagasy ny kolontsaina koreanina
Mahaliana ny tanora sy ny ankizy malagasy ny kolontsaina vahiny, anisan’izany ny an-dry zareo koreanina. Naseho tamin’ny alalan’ny dihy sy ny hira izany nandritra ny fifaninanana “K-pop World Festival”. Tontosa tetsy amin’ny IFM Analakely, ny sabotsy teo, ny fifaninanana “dance cover” mahakasika ny “K-pop World Festival”. Fifaninanana iraisam-pirenena andiany fahafito, […]
LMM Saxophone Quartet :nampiseho ny mozika klasika
Naseho tetsy amin’ny Alliance française d’Antananarivo (AFT) Andavamamba, omaly ny fampisehoana mozika klasika hatramin’ny jazz. Amin’ny alalan’ny fitsofana saxophone. Hetsika andiany faha-15, karakarain’ny Madagascar Mozarteum, nampisongadina ny LMM Saxophone Quartet. Fianakaviana malaza amin’ny fampisehoana mavitrika sy ny fahaizany mampifangaro ny mozika samihafa, manomboka amin’ ny klasika hatramin’ny jazz izy ireo. […]
Toekarena sy kolontsaina : raikitra ny « Festival Voasary »
Ho fanoitran’ny fampandrosoana, hanamafy ny fihavanana… Ho tafara-dalana ao anatin’ny « Festival Voasary » ny kolontsaina sy ny toekarena tanterahina any Antsatramidola Andoharano, distrikan’i Mandritsara. Ny 2 ka hatramin’ny 4 aogositra izao, hotanterahina ao amin’ny kaominina Antsatramidola Andoharano, anatin’ny distrikan’i Mandritsara, Faritra Sofia, ny andiany voalohany amin’ny « Festival Voasary ». Raha […]
FANTINA sy FINTINA
Nidina an-dalambe, naneho ny hatezerany noho ny famadihana ny voka-pifidianana, ireo vahoaka ao Maevatanana, ny sabotsy teo. Nambaran’ireo vahoaka fa tsy eken’izy ireo ny didin’ny HCC ary niahiahiny koa fisiana kolikoly izao nahazoan’ny kandidà Irmar ny fandresena izao. Nohadihadian’ny zandary ilay kandidà, Rasoarimalala Georgette, sy ny mpomba azy vitsivitsy. Noraisin’ny […]




