Auteur/autrice : Adnews
Rehefa fady dia fady : mila omen-kasina indray ny ankohonana
Tsy mandeha amin’ny laoniny ny fiainam-piarahamonina malagasy. Tsy manaraka intsony ny lamina voajanahary, ny zava-misy. Voasarontsarona amin’ny « lafo ny fiainana », fa tsy misy sahy mampibaribary ny fototry ny olana… Tranga misy any amin’ny ankohonana malagasy maro. Ray niteraka tsy mendrika ny ho fitaratry ny zanany. Reny nitondra sivy volana an-kibo, […]
Marinna Lemary : niverina ho Arnaah…
Safidy goavana! Fa manana ny antony azy manokana, izay tsy mbola nambarany aloha hatreto i Arnaah. Eny, niverina ho Arnaah indray ny anarana entin’ity mpanakanto ity an-tsehatra, ary manaporofo izany ilay rakitsara vaovao, navoakany omaly. “Mavandy” ny lohateniny, izay hira noforonin’i Nofar Tafara, natao hifanaraka amin’ny feo sy ny gadona […]
Madagaslam Section Tanà : manomana fifaninanana samihafa ny fikambanana
Zavakanto anisan’ny maro mpankafy sy miroborobo ny “Slam poésie”. Tsy mikely soroka ihany koa ireo tomponandraikitra manatevina ny fahaiza-manaon’ireo liana amin’izany. Mikarakara hetsika momba ny « Slam Poésie », eny amn’ny Cercle Germano-Malagasy (CGM Analakely), ny Madagaslam Section Tanà (MST). Hetsika natao ho an’ny mpiangaly Slam poésie, indrindra ireo vao misandratra. Tanjona ny […]
Trophées du Jeune Entrepreneur 2024 : norombahin’i Randja Ranaivozanany
Nampahafantarina tetsy amin’ny Gare Soarano, ny alakamisy teo, ireo mpandraharaha mendrika sy nandrombaka ny amboara «Trophées du Jeune Entrepreneur (TJE)», andiany 2024, hetsika izay karakarain’ny BNI Madagascar. Miisa efatra ireo tanora mpandraharaha nandresy lahatra ny mpitsara. Norombahin-dRanaivozanany Randja, mpitantanana ny orinasa FOODMARK, toeram-pisakafoanana, ny TJE Croissance + raha voatondro ho […]




